FIJORONA VAVOLOMBELONA

1. xxx ( 30/12/2005 14:47)
izany hoe ny amin ny rehetra na ny ratsy na ny tsara ,rehefa mety marina mahalina
novalian'i methode ny 04/02/2006 22:47
2. dadabe ( 30/12/2005 17:00)
tsara : nahazaka sipa teto @ net

ratsy: satria virtuel :evil:
3. jennifer2 ( 30/12/2005 23:21)
Zay indray fa tsy lasa.

Fa fijoroana vavolombelona @'inona kay ry xxx?
4. diamondra27 ( 31/12/2005 07:58)
tsara:Mahafinaritra reo namana tsotra teto @ serasera
ratsy:tsy fantatra le olona fa tsy manana sary.
Misy ihany koa le namana manoratra dinika de iny izy no tsy hita
5. booboo ( 07/01/2006 12:20)
fa inn no ijoroana vavolombelona fa tsy azo, tsy araka sady tsy mazava
6. methode ( 07/01/2006 16:43)
booboo> Le zavatra azon-jy teto amin'ny serasera teto no ijoroana vavolombelona hono ko! Na ratsy na tsara! Bonane koa!!
7. pissoa ( 07/01/2006 17:06)
Raha io tenen'i methode io dia ...

tsara: mitombo ny voambolana Malagasy haiko, indrindra rehefa mandeha any amin'ny tononkalo sy ohabolana!
8. Vahinala ( 07/01/2006 20:31)
Ny ahy ny vady realy lasa virtoaly. :cry::cry:
9. booboo ( 08/01/2006 09:47)
methode > kay ve ?

tsara : nanala azy tato @ forum refa tsisy atao
ratsy : boobaka kely ny mpi-forum tsy hita popoka intsony
10. methode ( 09/01/2006 21:35)
booboo> Zay fotsiny ve!!!
Vahinala> Mbola hiverina realy izy raha izany ka!!!
11. Vahinala ( 09/01/2006 21:40)
methode > Enga anie handeha haingana ny fotoana !
12. rakekely ( 10/01/2006 08:40)
tsara : ifankahalala sy ifandraisana ary ifampizarana

ratsy: ireo miteny ratsy
13. mandrindra ( 10/01/2006 14:28)
xxx:

izany hoe ny amin ny rehetra na ny ratsy na ny tsara ,rehefa mety marina mahalina


rehefa hijoro ho vavolombelona dia tsy miafina ao ambadiky ny xxx aloha no voalohany, sa koa hoe vavolombelona virtoaly
14. Vahinala ( 10/01/2006 15:39)
mandrindra > Marina tokoa :-w:-w:-w
15. methode ( 10/01/2006 20:43)
Vahinala> Vavolombelona misaron-tava io!!! Mety any Irak angamba sa matahotra an'i Ben Laden!!!
16. cutie ( 11/01/2006 13:24)
tsy aleo ve le mpiandraikitra an'le dinika ty no mijoro vavolombelona 1 :-D
i methode zany lol
17. Vahinala ( 11/01/2006 13:41)
methode > Ary sao mba i Ben Laden mihitsy io ! Oupss mataotsa za ! :{:{:{
18. methode ( 13/01/2006 19:32)
Cutie> Ka ny antsika sy njy zany no vavolombelona ajoro eto raha izany, de amin'izay tsy za aloha fa njy no mitantara! lol
Vahinala> Mety ato izany no ahitana an'i Ben Laden. Sao de mba mahazo million de dollars eo ny serasera!!:lol:
19. cutie ( 19/01/2006 13:15)
methode, vavolombelona @ in moa zany e, tsy arako :-D
20. Vahinala ( 19/01/2006 13:42)
methode > :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1976