"Sac plastic" hamonosana ny "crottes"ny alika!hum!

1. vale ( 28/12/2005 23:05)
Manahoana daolo ééé! Dia gaga aho fa rehefa ho an'ny alika dia azo ataon'ny fanjakàna (frantsay) ny mizara sac eny @ akaiky zaridaina ireny! tsy ratsy ilay izy satria mampiezaka ny olona hanadio rehefa avy manao malotony ilay alikany, fa ny mahagaga hoà dia ny eny @ grande surface sns efa miezaka mitady vahaolana mba tsy ampiasaina ny sac plastic fa manimba be ny tontolo iainana! koa dia ny alika indray ity no manampy trotraka @ ilay ezaka!hmmmm!
novalian'i vale ny 16/05/2006 16:50
2. LazaRandri ( 28/12/2005 23:50)
tsy aleo v le olona mahafatifaty sahala @ saka kely toy izay saka plastique?
3. vale ( 29/12/2005 16:53)
laza> marina koa iny an!:wink: ny sasany aleony ny alika no tiavina toy izay hiteraka!de mbola mmmmh! ihany é!:-D
4. cutie ( 01/01/2006 03:58)
samy manao ze mahafalifaly ny fony io ry vale a :)
5. vale ( 04/01/2006 20:48)
cutie> tsy laviko ngé izany éééé!:wink: fa le oe maninona rehefa hamonosana ny maloton'ny alika toa noforonina vao tsy ela akory izy iny (dia tsy oe hiady @ tontolo iainana indray!) fa rehefa lé sac gratuit any @ grande surface de oe jereo izao nanani nanana fa tsy hita izay hanaovana ny loto nohony sac plastic manidina etsy sy eroa! sa angà ilay iray tsy hanidina fa doran'ndry zareo avy eo!:idea: ....:roll:
6. rakekely ( 09/01/2006 11:26)
na ho an'ny alika, na eny amin'ny grande surface dia mitovy avokoa rehefa tsy hain-draolombelona ny manaja ny tontolo iainana manodidina azy,miainga avy amin'ny tsirairay io eh, raha samy mitahiry ny sachet plastika ka manary sy mandoro azy;
sarobidy ny tontolo iainana ka tokony hajaina eh
7. cutie ( 09/01/2006 19:01)
vale [ Valio ] 05-01-2006 00:48:22
Lohateny : Re :
cutie> tsy laviko ngé izany éééé! fa le oe maninona rehefa hamonosana ny maloton'ny alika toa noforonina vao tsy ela akory izy iny (dia tsy oe hiady @ tontolo iainana indray!) fa rehefa lé sac gratuit any @ grande surface de oe jereo izao nanani nanana fa tsy hita izay hanaovana ny loto nohony sac plastic manidina etsy sy eroa! sa angà ilay iray tsy hanidina fa doran'ndry zareo avy eo! ....

tsy azoko ze lazain-jy , za tsy any France de tsy maharaka ny ataonareo any, fa ny ahy refa manary ny malotony ny tompon'ny alika fa tsy avela eny @ lalana eny de efa miaro ny tontolo iainana zany ,na sac plastika ny hamonosan-dry zareo azy na tsia.
8. Veloo ( 09/01/2006 21:02)
cutie a ie ny any frantsa aky any @ supermarche tsy omen-njy zareo sac en plastic intsony a fa oe manimba ny environment hono.. ka izay ilay tian'i vale ho lazaina :°)
9. kally ( 10/01/2006 19:59)
Ilay sase sôlefanina ampiasaina etsy sy eroa kosa tsy lasa e! efa be loatra sady tsy mety levona no mamono ny sokatra ( be dia be ny very any anaty ranomasina dia heverin'ny sokatra fa méduses dia ho haniny dia kenda ny sokatra, tsentsina ny havokavony dia vita ny aminy:cry:ohatra iray fotsiny io ..
10. cutie ( 10/01/2006 23:06)
veloo,hay ve eee
kally, mampa be zany :(
11. lapino ( 10/01/2006 23:25)
Hmmmh, manahirana hoà ny alika! tsss
Ary maninona hoà no tsy raofiny amin'ny taratasy e? Iny mba biodégradable!
12. cutie ( 11/01/2006 13:20)
lapino nga tsy manana alika :-D
efa misy harona ttsy koa zao ka 8)
13. lapino ( 11/01/2006 15:20)
cutie: jereo àry ry lerony efa any ivelany mbola mandoto tontolo iainana ihany :)
14. cutie ( 11/01/2006 15:30)
andray :-D
15. vale ( 12/01/2006 15:16)
kally:

Ilay sase sôlefanina ampiasaina etsy sy eroa kosa tsy lasa e! efa be loatra sady tsy mety levona no mamono ny sokatra ( be dia be ny very any anaty ranomasina dia heverin'ny sokatra fa méduses dia ho haniny dia kenda ny sokatra, tsentsina ny havokavony dia vita ny aminy:cry:ohatra iray fotsiny io ..



Izay indd ange oà aky ry kally é! ny ezaka @ tsy fampiasana ny sac plastik ireny aza efa mba misy fandrosoana ery! nefa de ny hamonosana maloton'alika eny an-jaridaina iombonana ireny indray ty vao noforonina vao tsy ela io! ary de "gratuit" ihany koa nefa an!!!ny tsena efa miezaka daholo tsy hampiasa ireny ko ny eny an-jaridaina indray ity izany no manolo azy kno! hihihihihih! 8O
16. vale ( 16/05/2006 16:50)
lapino; :wink:tsy dia ny alika loatra moa no manahirana fa ilay fepetra napetraka mba hoe hanajana ny tontolo iainana tsy arahina arak'izay akoriny :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5258