mitady vady

41. fameusecousine ( 28/12/2005 20:58)
fasaly:

fa inona aky no mampilay azy mba azavao we! sao mba ahitàna sopapa kely izy izany de mba manao koa zany...:wink:



milay lay par net fa ny point positif fona no miseho ..tsy mahita anao mifoha maraina ...sns ...^^^^
42. Ragadona ( 28/12/2005 21:15)
Le izy kosa anie ataon i akama ohatry ny mitady entana hovidina any amin ny mangazay na eny an tsena no fitady azy e. Kalma ihany ry akama fa sao tafiditra amin ny tsy tokony hitsofohana eo vao manenina
43. diamondra27 ( 29/12/2005 06:03)
fa le mifenty ihany ve no taratrakely e! de maninona no averina le phrase e!

de tahak'izany koa ny an'i landrie

landrie: de atonona de manda ahoana e! hazavao tsara fa tsy afaka manampy anao zahay raha tsy mazava tsara ny nataonao sy ny morse nampiasainao

ndana aloha mianatra kely any @ dadabe fa zay ny mahadadabe
44. mandrindra ( 29/12/2005 09:32)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.
45. ari.malala ( 29/12/2005 10:40)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.
46. Vahinala ( 29/12/2005 14:01)
landrie:

tsy mety maita za r'zareo a.
ze anatonana ray manda avokoa.
na hoe za efa manambady fa afaka manampy anao.
tena lany hery aho.
tsy aiko zay atao.
za efa mila vehivavy satria efa ela tsy niaraka t@ vehivavy..inona no ataoko e?



landie a, ny fitiavana ange hoa tsara kokoa ra tsy tadiavina fa tonga hoazy e, asa aloha e fa ra ny hevitro d izay, manjary ra mahita eo am net ianao ohatra d mandeha eny ny fotoana d mivady tokoa ianareo, nefa any aoriana vao tsapa fa misy ts mety d ahoana avy eo, hisaraka ndray ? Ny olona tsirairay samy tsy maints mahita ny atao hoe grand amour, d tonga hoazy eny izy ary asa mety ho olona ts ampoizinao ireny akory aza ! Courage less an
47. dadabe ( 29/12/2005 14:18)
fa maninona aza no averindry zalahy tahaka izao le resaka jereo anie e
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-12-2005 13:32:59
Lohateny : Re : mitady vady
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.

de aveo indray
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 29-12-2005 14:40:13
Lohateny : Re : mitady vady
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!
efa hifanarahana ve izao sa misy milina simba ??? tsssss

Ahoana ny hevitrao.
48. jennifer2 ( 30/12/2005 00:18)
Misy fahsimbana indray angamba ny ato koa, izaho tratra, na koa tsy mety lasa ilay zavatra soratako.
49. diamondra27 ( 30/12/2005 06:14)
za koa tena tsy maharaka intsony fa miverina foana le size mankaleo tsy mety mandroso fa mihemotra.
Sa zany ndray no lamaody?
Sa efa tsy mahita morse itsony de mifaninana mandefa ny zavatra nosoratan'ny hafa?
Asio fiheverana kely fa tsy manampotoana zahay e!

dinika tary ananan tary de tonga aty la! la! la!
50. Vahinala ( 30/12/2005 08:58)
diamondra27:

za koa tena tsy maharaka intsony fa miverina foana le size mankaleo tsy mety mandroso fa mihemotra.
Sa zany ndray no lamaody?
Sa efa tsy mahita morse itsony de mifaninana mandefa ny zavatra nosoratan'ny hafa?
Asio fiheverana kely fa tsy manampotoana zahay e!

dinika tary ananan tary de tonga aty la! la! la!



Tsy faute n'ilay olona io fa ato misy no misy tsy mety, efa betsaka no tratran'izao fa tsy vao voalohany akory. Vakio ny dinik'i hery ao am "momba ny takelaka ".
51. dadabe ( 30/12/2005 09:01)
Mpandefa : jennifer2 [ Valio ] 30-12-2005 04:18:08
Lohateny : Re : mitady vady
Misy fahsimbana indray angamba ny ato koa, izaho tratra, na koa tsy mety lasa ilay zavatra


tsy mety lasa ve ny andry le :^):^)
52. diamondra27 ( 31/12/2005 07:22)
eo ndray dadabe an
53. jennifer2 ( 31/12/2005 17:04)
O ry dadabe a! mba fenoy le zavatra nosoratako fa aza tapahina ohatran'io. Lasa miova ny hevitra fonosiny.
54. diamondra27 ( 01/01/2006 11:53)
he he he:-D:-D:-D:-D:-D
55. jennifer2 ( 02/01/2006 02:34)
diamondra koa de faly ery!!
56. diamondra27 ( 03/01/2006 07:08)
ka tsy lasa le ny andry koa
57. rakekely ( 06/01/2006 07:49)
landrie
Andriamanitra nanome vady ho an'i Adama.
Matokia an'Andriamanitra, ary mivavaha fa aza mody mivavabavaka, hainy foana hny manome anjara ho anao na dia tsy hikatsaka lavitra aza ianao.
Mety hahita amin'ny fihetsem-po ianao nefa mety tsy ho sambatraa eo amin'ny fiainam-panambadiana fa raha tena vady azo avy tamin'Andriamanitra no azonao dia ho faly sy hiadana ary ho finaritra ianao mandritra ny androm-panambadianao
58. ainaheri ( 30/11/2014 17:00)

Laingalainga tkou fa sarotra ny mampiresaka sipa eto paris an,za mba meo spapa zay manana any ee lol,.....................
59. victor15 ( 30/08/2015 13:25)
slt daholo! za lehilahy 25 ans dia mitady vehivavy moin des 30ans. mila namana fa irery
60. victor15 ( 30/08/2015 13:26)
slt daholo! za lehilahy 25 ans dia mitady vehivavy moin des 30ans. mila namana fa irery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978