maman j'ai rate l'avion

1. LazaRandri ( 22/12/2005 07:37)
soa ihany fa sarimihetsika fa tsy tena izy. hahahahaha!
2. pissoa ( 22/12/2005 08:23)
:-D:-D
3. tiam ( 22/12/2005 09:28)
:-D fa raha tena izy de maninona
4. vale ( 22/12/2005 12:43)
lazarandri>:-$:-D:-D:-D
5. LazaRandri ( 22/12/2005 15:10)
fa misy inona no tapa-tsinay nareo?
6. vale ( 22/12/2005 21:43)
efa ni-loupé avion ngà lazarandri?:-D oadray fa le film re! tsy mba mampihome anao indray izany? indd fa le rangahy roa lahy mpanambàka vendrana be!
7. Fiffi ( 23/12/2005 07:43)
Vale: sady vendrana be no nandra be no tsy misy takitika mihintsy nefa mpangalatra.
LazaRandri: tena ao ambadik'i Sahondra koa nareo zany kle! film efa ela be io dia ny faha2 hoe " j'ai encore raté l'avion" :-D:-D:-D:-D
8. vale ( 23/12/2005 22:06)
fiffi> hita hoà!:-D misy an'izany ve?:-Dzany ve tsy loza!ngamba bateau njay no alainy @ manaraka fa tsy avion intsony!:-D
9. LazaRandri ( 23/12/2005 23:05)
aleko ihany pousse-pousse fa reny tsy mety en panne! hahaha!
10. cutie ( 24/12/2005 04:23)
fa manin le film tary no tsy notohizana ry
LazaRandri
11. LazaRandri ( 27/12/2005 03:55)
resin-torimaso. hahaha
12. vale ( 27/12/2005 21:00)
LazaRandri:

aleko ihany pousse-pousse fa reny tsy mety en panne! hahaha!



:-Dmety ireny ko! raha vaky ny kodiarany dia ahoana?
13. gasitiako ( 11/01/2006 04:37)
sssssssss;-);-)
14. LazaRandri ( 14/01/2006 00:53)
Toa tsara ihany io film io k! hahaha!
tsy te andeha le bandy kely d mody hoe "maman j'ai rate l'avion" nefa tokonioe je veux rester ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4988