Tsianjery krismasy

1. hery ( 09/12/2005 22:03)
Nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org. Hafatra avy amin'i Pasteur Samoela Andriani.

Misy nangataka tsianjery Krismasy taty amiko ka dia indro misy tsianjery 5
ireto ho an'ny ankizy. Mbola tsy tara raha izao aza vao mianatra. Amin'ny
herintaona angamba dia alefako mialoha kokoa mba mora hiomanana.
Misaotra tompoko o. Manaova Krismasy sambatra daholo.
Pasteur Samoela Andriani, FKM-New York
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/25499
novalian'i saharoy ny 24/05/2006 07:57
2. Herimiafina ( 10/12/2005 18:03)
Hisy arbadenoely en direct ngah ato amin'ny Krismasy klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 11/12/2005 07:56)
tsara be ireo tsianjery ireo , misaotra an'i hery ,
Herimiafina: fa anga lasa zazakely mila arbdenoely?:-D:-D:-D
Tonga ny Noely rankizy
Mifalia ka asandrato izao ny hira
Ka andeha mba hitady ilay zaza
Zaza kely izay tonga hanan-daza
Tompo o! ampio aho
Ataovy re izay ahitako anao
Ka manomboka hatramin'izao
Ianao irery no ato am-poko
4. saharoy ( 24/05/2006 07:57)
mila fanampiana aho amin'ny famoronana tsianjery krismasy ry Hery a!:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.302