anjekaky oo !!

1. dadabe ( 30/11/2005 14:09)
io injay izao dia be de be ny hanao komantera tsss...
jereo eto
novalian'i sasa ny 20/12/2005 14:26
2. fiaritiana ( 30/11/2005 14:10)
toa tsy afaka jerena ry dadabe a!
3. sonwin ( 30/11/2005 14:38)
:-D:-D be de be koa leisy no ho fanina a:-D
4. sonwin ( 30/11/2005 14:38)
:-D:-D be de be koa leisy no ho fanina a:-D
5. mimiso ( 30/11/2005 14:47)
Dadabe kou tô mampiesona klé
Anjekaky ôô!!!!!!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. fiaritiana ( 30/11/2005 14:50)
mampiesona mihitsy izy , izy no matory dé tsika no hampiésoniny!:-D:-D
7. dadabe ( 30/11/2005 15:42)
:-D:-D:-D
8. lapino ( 30/11/2005 15:49)
=))
Tô ty no tena blagy milay ko! Rizinalll be!
:-D:-D:-D:-D
9. dadabe ( 30/11/2005 15:51)
Mpandefa : fiaritiana [ Valio ] 30-11-2005 18:50:42
Lohateny : Re : anjekaky oo !!
mampiesona mihitsy izy , izy no matory dé tsika no hampiésoniny!

dia niesona ve ndry ry cherie ? :*
10. Herimiafina ( 30/11/2005 15:57)
No comment tampoka klé, hehehehe:-D:-D
11. dadabe ( 30/11/2005 16:00)
tratra ihany koa angaha elah le ??:^)
12. Herimiafina ( 30/11/2005 16:03)
Tsy mety nivadika sari-tànana le souris tato klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Jereo eto
13. Veloo ( 30/11/2005 19:58)
o ry dadabe a inn ty atao 8O8O8O
tsy afaka mijery an'ilay jereo eto zay ooooooo
anjenesto oooooooo
:-D:-D:-D:-D:-D
14. Mifenty ( 30/11/2005 20:01)
lasa mpampiesnologue tampoka elah radada a
15. mimiso ( 30/11/2005 20:06)
Lany fika ngah ra-Dadabe kle,:-D:-D:-D:-D
Nangaina doly ny mpokna nanaovany azy hihihi...=))=))=))=))=)) Zany no tena ANJEKAKY OO !!
Inn ary ty vilany sa vilia ?
16. Veloo ( 30/11/2005 20:37)
mimiso :-D:-D:-D
17. fiaritiana ( 30/11/2005 22:01)
dadabe:

Mpandefa : fiaritiana [ Valio ] 30-11-2005 18:50:42
Lohateny : Re : anjekaky oo !!
mampiesona mihitsy izy , izy no matory dé tsika no hampiésoniny!

dia niesona ve ndry ry cherie ? :*



tena niesona zà e!ary tena nilay lé izy fa nanofy njay zà oe jereo etony blag ni dadabe!
18. dadabe ( 01/12/2005 00:32)
fiaritiana>:*:*:*:*:*:* :-$
19. diamondra27 ( 01/12/2005 00:56)
efa lasa nga le moly fa sady toa ni son ni image izy ty
20. dadabe ( 01/12/2005 03:23)
:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@ io toi raha hamely d zay tsy lany omeo ahy aty fa mamonjy @ andro sarotra :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943