mba te hanana namana vaovao

41. Fiffi ( 17/05/2006 06:25)
de mazotoa eh! :)
42. pindy ( 25/05/2006 15:30)
fanatsaratsarana ny fiainana e!!
43. keirah ( 28/05/2006 14:50)
manahoana o!
44. stanl ( 08/06/2006 08:22)
Ikala:

za konkoa e!
sa afaka mihaona isika raha sitrakao dia ho hita eo ny manaraka:*:*:*:*:*:-*:-*:-*(l)


45. patty ( 12/06/2006 09:23)
manao ahoana isika rehetra?
inona aloha no definition-n'ilay namana tadiavina e! misy ny hoe: namana mpanoro hevitra mamarina an-kady. misy ny namana miafina ary misy olona tiana izay sokajiana ho namana ihany koa. iza no ilaina amin'ireo?:idea::-@
46. iaviantsoa ( 12/06/2006 12:32)
salut daolo, mba anisa'ny mila namana koa e, ndraindray manko efa mankaleo le namana isanandro dia mila miova e, question de changer d'idées fotsiny fa tsy dia hoe tia miovaova.
47. soakely ( 13/06/2006 08:00)
slt e ! samy mila namana vaovao zany e ! za tsy manana namana mitsy de mitady namana e
48. rarisoa ( 08/07/2006 18:54)
tsara ny manama namana mahatoky amin' ny fiainana ê

:lol::lol:
49. dadabe ( 10/07/2006 03:32)
aiza i mirana e??
50. manjabe ( 21/07/2006 14:17)
:)za indray ri reto mitady ny namako taloha a! tsy misy hitako intsony fa mba manao antso avo sao de misy avy any @ peter pan na clairefontaine tany @ taona 80 à 90 tany ho any? :P:?:
51. safid ( 29/07/2006 07:03)
mitady naman lahy
52. batita ( 01/08/2006 09:11)
Tena mbola vao² mihintsy aho!Vonona ny hifampiresaka sy hifanatoro hevitra aminao e!

53. arson ( 01/08/2006 12:45)
zany ka namana vao2 mbola doro be!mahereza e!
54. mmirranntto ( 02/08/2006 12:25)
vao izao aho vao yonga ato ka tsy de fantatro loatra ny mombamomba ny ato ra azonareo atao dia mangataka fiarahamiasa @nareo
55. arson ( 03/08/2006 11:48)
tonga soa miranto!manokafa hevitra vao2 de ao enao tena hita miavaka tsara mihitsy e!de reo @ sisiny ireo daholo izay tena tianao sy revenao e! klikeo eo de mahita soratra isankarazany toi.mora ihany fa tsy de sarotra e!
:lol::lol::lol::lol:
56. ACACIA ( 19/08/2006 11:37)
valih:

coucou e ,

za ry reto mba te hanana namana vaovao indrindra ny mba te hiresaka ny momban'ny fiainana an , je me sens si seule , g de tas de blèmes et g besoin d'en parler , merci d'avance

valih


Vonona ny hifampidinika aminao mikasika ny fianana ny tenako ary miandry anao izahay
57. ACACIA ( 20/08/2006 07:35)
Eny Valih tia hifandray aminao ny tenako ary vonona ny hifanakalo hevitra mahasoa aminao
58. xniaina ( 21/08/2006 12:56)
Salut
amana tahaka ny ahoana ny tadiavinao é
Izahay koa mantsy mila
59. kazna ( 06/09/2006 16:04)
slt!!!za ko (vao)2 fa tiako ho fantatr ny sex misy an'ny toi.ok!!!!!:P
60. tsoah ( 06/09/2006 16:20)
Namana ohatriny ahoana no tadiavinao azafady fa zahako koa anie mba mila eh , de mety hifanojo angamba ny ....:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1798