il etati une fois...

1. LazaRandri ( 22/11/2005 23:05)
il etait une fois a l'eglise FLM.

A suivre...hahaha
novalian'i xxx ny 26/11/2005 07:26
2. cutie ( 23/11/2005 03:32)
in ny fanalavana an'le FLM?
3. LazaRandri ( 23/11/2005 03:40)
Fihaonan'i Lalao sy Marc! hahahaha
4. cutie ( 23/11/2005 03:44)
:-D
de in zao ny dikan'zany ?
5. jentilisa ( 23/11/2005 07:47)
Ndry...mbola tsy nahita izany sarimihetsika izany indray aho an!
6. pissoa ( 23/11/2005 08:07)
tohizo @ zay ny fitantarana ry LazaRandri ah! zay kou mbola tsy nahita
7. pika ( 23/11/2005 09:50)
lay tao ambohibao ve nanaovana ny film ry randria:roll:
8. cutie ( 23/11/2005 19:29)
pika, tao andeglizy kou :-D
9. Herimiafina ( 23/11/2005 22:57)
Otsan,ny histoira d'amour zany le izy รด, de nisy nialona de nisy saika hamono de mivadika action gidragidra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. LazaRandri ( 23/11/2005 23:08)
nisy clown te hampiakatra cote de popularire tao. nefa nisy clown efa fantatry ny manodidina azy dia nialona ilay voalohany ka tiany ampanginina ilay faharoa. hahaha!
11. Herimiafina ( 23/11/2005 23:09)
Adina clown izany. hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. LazaRandri ( 23/11/2005 23:25)
tsy nisy vidim-pidirana fa rakitra no notatazana. hahaha!
13. cutie ( 24/11/2005 04:06)
film efa nandeha ny an'reto :-D
14. pika ( 24/11/2005 05:55)
ka mbola hitohy ve hono sa efa niakatra ny soratra? :-D
15. xxx ( 24/11/2005 06:10)
mitohy angamba parapahavitan'ny rova. sa tsy zay le rakitra LazaRandri? manomeza kely anarenana ny rova?:-D:-D:-D:-D:-D
16. cutie ( 24/11/2005 06:11)
toa mitohy izy zany koa, efa nivadika rova njay :-D
17. pissoa ( 24/11/2005 07:33)
ary mety tsara ny karaman'ny mpaka sary am'zany an - miaka-piakarana be eny @ rova ve kou ... :-D :-D
18. cutie ( 24/11/2005 07:35)
ary le karaman'le mpilalao koa nga adinon-jy ry pissoa :-D
19. pissoa ( 24/11/2005 08:18)
cutie, hadinoko marina, nefa iny zao no tena interresa eh! :-D :-D
20. LazaRandri ( 24/11/2005 23:28)
rakitra tatazana ve d betsaka ry pissoa? sa tsy mikorintsana? hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804