Bokin ny mpanoratra ato amin ny serasera!

1. xxx ( 18/11/2005 23:20)
ary maninona moa raha mba manangana boky iray ho an ny sangan asa rehetra ato amin ny tononkalo serasera ato e! fidina zany zay milay indrindra dia atao boky!! soso kevitra ny ahy an! ahoana any ny hevitrareo??????
2. zakilinina ( 19/11/2005 22:05)
Marina tokoa izany ry xxx
Raha tsy mahadiso, iza moa ianao io anaka ?
3. Bariry ( 20/11/2005 00:25)
Azo eritreritina io hevitra iray io ho an'izay misy aingam-panahy kah.
4. fiaritiana ( 20/11/2005 21:09)
zakilinina:

Marina tokoa izany ry xxx
Raha tsy mahadiso, iza moa ianao io anaka ?



zakilinina a!de hotononiko eto ve ny anarako nefa efa nataoko xxx???
5. xxx ( 20/11/2005 21:10)
efa hitanao io ihany izany koa!!
6. gasyjean ( 23/11/2005 18:43)
azo ekena ilay hevitra mety hahasarika ny olona sasany hanoratra ihany koa
7. zakilinina ( 23/11/2005 20:51)
Kanefa tsy ho moramora ny hifantina an'izay sangan'asa tena tsara. Mila jury mahay teny malagasy sy mahalala ny tononkalo.
8. fiaritiana ( 24/11/2005 01:07)
marina lo izay lazain i zakilinina izay e!satria mety tsara amin ny sasany fa tsy de voan ny sasany ohatra
9. Herimiafina ( 25/11/2005 19:42)
Zah tena mety tsy voasoratra ao klé, zah mantsy dtsy de manatalenta amin'io loatra raha tsy efa miakatrakatra feeeling iny klé, hehehehe :-D:-D
10. chipie1 ( 25/11/2005 20:28)
ka tsy dia tena boky firy pazy ve zany ry xxx ?
11. zakilinina ( 26/11/2005 13:58)
100 fotsiny angamba dia efa ampy. Ny tononkalo eto amin'ny serasera mantsy misy amanalina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3689