hafatry ny fiainatsihita

61. diamondra27 ( 20/11/2005 18:36)
mbola lasa naka sopapa any @ fiainantsihita ngamba lery e!
62. Herimiafina ( 21/11/2005 02:48)
Mbola lasa nanao vayage astrala i nedala de adino tany ny astrala-ny, hehehe:-D:-D
63. dadabe ( 23/11/2005 14:26)
mbola nanamasina :-D:-D
64. kilalaki ( 24/11/2005 04:50)
mbola reraka avy nijery Tsialiva sy Bagzana nedala de mbola tsy tafarina ,hi!hi!hi!
:lol:
:lol:
65. fijo ( 24/11/2005 23:38)
ary sao any dia tsy hiverina intsony kosa ary fa antsoy ihany ry zalahy an
66. balite06 ( 25/11/2005 08:39)
sipagasy:

eeeeeeeeeeeee kay resa-beeeeeeee fotsiny hihihihi raha izany ny ahy tsy secret ny tedaviko fa ny mba tsy hisian'ny tsy manan-kohanina rehetra ety an-tany e! dia mba atoroy ahy aza ilay kozy e! hihihihihih

oups adinoko koa hihih saika mba mila ilay isa 6 @ loto za mba ahazahoana vola be mba hanaovan-tsoa kely e!


fiakan'ny mpampiasa vola no mamorona asa dia izay mikandra de manankohanina , fikan-drizalahy koa ilay hoe fohanana ny tsy manankohanina dia ny manankohanina sisa no feno eto amin'ny tanĂ na.
Am loto ibdray misy fika fisarihana sanjila de anareo ny dolabe , ny demony mpiahy an'i Angletera izay mampanankarena azy io no hanaovantsika negoce dia basy , ok!?
67. balite06 ( 25/11/2005 09:03)
le fiainantsihita zalahy le ataontsikny hoe sheola a! io ilay lazain'ny katolika fa afo fandiovana kanefa io le am-ohtri Jesosy ho ilay nisy an'i Lazarosy sy ilay mpanankarena , tsy miresaka fivavahana aho raha ny tena marina , any amin'ny fiainantsihita any dia miara monina sy miara mikaly ny demony sy ny anjely ary rehefa ety antany dia samy mampiasa ny fikany aby zalahy.Ny fomba fandehanana any dia misy rituel atao dia maty ialah ao anatin'ny telo na efatra andro dia anjaran'elah no mi kontakta izay hanaovan'ielah bizna.Araky ny haben'ny zavatra ilaina ny tambiny takiany.Samy manana ny ilainy ny olona ka izany no maha samy hafa ny fika atao misy ny te hanambola misy ny te ho vedety misy ny te ho savant sy ny sisa, anjaranao ny misafidy ze tianao. Ny ahy dia manampy no role-ko eto satria ts ny rehetra no sahy manao voyage mahafaty toa io,azo hifanarahana zalahy na ny anaty rano nany anabakabaka na ny anty ala ... Le sigara aho aloha tsy mamely fa ny poudre aho no mahita raha mila laisany. Le hihihi ko tena hihihi be. Kozio ahy ny ilaina dia aplikentsika ny fanaovana azy.
68. balite06 ( 25/11/2005 09:25)
dadabe:

mbola nanamasina :-D:-D


any ianareo any amin'ny sheola masina daholo , randriandray aho randriandreny ?...
69. balite06 ( 25/11/2005 09:33)
fijo:

hilazao sombiny aloha izahay vao mino,fa sao hamono kle


tsy maty nareo fa mety mahafaty , vonoy ny fahavalonao dia ho lava andro ianao!
70. diamondra27 ( 25/11/2005 13:48)
toa mitovitovy @ le lazaiko etsy ambony ihany no averinao ry balita.

Balita: f'ahoana lou enao no lasa de tsy mba miteny fa niandry anao teto foana zay , firy andro zay? De nitondra zava-mahasoa ho anay ve nefa enao avy any @ fiainantsihita e?

NAMANA SERASERA MPIKAMBANA: o! ry reto a! sao mbola nisy au courant fa balite06 est de retour de lasa mpanao fanafody e!kay zany no tsy naha teo azy
71. dadabe ( 25/11/2005 15:37)
oadray le inona daholo koa aza ity kozy ity le ,sahala @ hoe mananihany i lery ...:-w,nefa zah efa namaky ny "LE RESCAPE DE L'ENFER "de sahala @ mitovy @ le zavatra ao anatin'io boky io ny kozzin'i lery:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1364