Must love dogs

41. Herimiafina ( 10/11/2005 19:51)
Ie, de nenah kou zany cats must love cats, hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. cutie ( 11/11/2005 04:09)
zay zany fa farano @ zay :-D
43. Herimiafina ( 11/11/2005 04:19)
Fin de l'épisode, tapitrafaà suivra, hehehe:-D:-D
44. cutie ( 11/11/2005 04:23)
:-D
45. Herimiafina ( 11/11/2005 04:45)
Denitohy tampoka teo njay, hehehe:-D:-D
46. cutie ( 11/11/2005 05:01)
efa miakatra ny soratra ka :-D
47. Herimiafina ( 11/11/2005 05:04)
De tsika sy enao sisa no hita eo, acteurs principaux, hehehehe, love.:-D:-D
48. cutie ( 11/11/2005 05:07)
hidio @ zay ny rideau :-D
49. Herimiafina ( 11/11/2005 05:23)
Fa hanao inona isika no hidina ny rideau, hehehehe:-D:-D
50. cutie ( 11/11/2005 05:27)
vita film kou :-D
51. Herimiafina ( 11/11/2005 05:28)
Andao amin'izay ary hiara hisotro café ary ambadika ary, je t'invite, hehehe:-D
52. cutie ( 11/11/2005 05:31)
za tsy tia cafe
53. Herimiafina ( 11/11/2005 05:54)
Sarotiny kou zany raha sipa klé, le café ne pretexte hi-inviter-na anao fotsiny e, mety jus io, vodka, beks, ze tinao e, hehehehhehe:-D:-D:-D:-D

(Tena otsan'ny mivoaka zany stratègie d'attaque ko zany klé)
54. vale ( 22/12/2005 12:48)
hery:

noriah> sao de mbola be ny te hijery de aleo tsy tantaraina. "La main au colier" zany hono no titre-ny amin'ny teny frantsay. Ilay nojereko teny italiana :-) dia ny lohateny hoe "partnerperfetto.com"
http://partnerperfetto.it




hery> dia perfetto izany ko! fa maninoa ndray ny vevavy no be fika?:-P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3743