Must love dogs

1. hery ( 31/10/2005 13:22)
Sarimihetsika mikasika indrindra ny fitadiavana namana amin'ny internet :-)
Tsara ihany aloha sady ahitana ny tena fikafikan'ny vehivavy amin'itony site itony :-p rehefa avy nijery an'ilay film aho dia niverina nijery ny mombamomba ahy sy ny mombamomba ny namana
http://www.imdb.com/title/tt0417001/
novalian'i vale ny 22/12/2005 12:48
2. noriah ( 31/10/2005 13:42)
de inona kay no hitanao tao ???
3. labomba ( 31/10/2005 14:24)
Ho an'izay avanana kokoa amin'ny teny frantsay.
http://www.allocine.fr/film/fichefilm.html?cfilm=57491
4. hery ( 31/10/2005 14:29)
noriah> sao de mbola be ny te hijery de aleo tsy tantaraina. "La main au colier" zany hono no titre-ny amin'ny teny frantsay. Ilay nojereko teny italiana :-) dia ny lohateny hoe "partnerperfetto.com"
http://partnerperfetto.it
5. cutie ( 31/10/2005 19:50)
"partnerperfetto

:-D
6. Veloo ( 31/10/2005 20:52)
cutie italiana aky a:-D:-D
7. hery ( 31/10/2005 21:38)
mampihomehy an'i cutie ve le teny italiana? :-) mety mampihomehy an'i cutie kou zao ny macaroni, ny ravioli, ny spaghetti :-p
8. Veloo ( 31/10/2005 21:50)
9. cutie ( 31/10/2005 23:27)
hery io ihany no mampime ahy ka, mbola tsy faheno tsinona :-D
10. Herimiafina ( 01/11/2005 00:42)
Tsara kah, tsara be, misimisia ny toa izany. 8)
11. cutie ( 01/11/2005 04:04)
hummmmmmmmmmmmmmmm ary voafafa kay le nosoratako tato.
hery [ Valio ] 01-11-2005 01:38:27
Lohateny : Re : Must love dogs
mampihomehy an'i cutie ve le teny italiana? mety mampihomehy an'i cutie kou zao ny macaroni, ny ravioli, ny spaghetti



Miverina ery ambony
Mpandefa : Veloo

hery masiaka :twisted:
12. Herimiafina ( 02/11/2005 00:49)
cutie, aza tezitra.
13. cutie ( 02/11/2005 05:31)
za tsy tezitra ka 8)
14. Herimiafina ( 02/11/2005 17:13)
Hay, ndao ary hiaraka hitady namana amin'ny internet amin'izay, hehehehehe:-D:-D:-D
15. cutie ( 02/11/2005 19:23)
aoka alou fa za aza mbola tsy nahita an'le film :-D
16. Veloo ( 02/11/2005 20:08)
17. cutie ( 02/11/2005 23:02)
veloo 8O
18. Veloo ( 03/11/2005 20:45)
cutie :P
19. Herimiafina ( 03/11/2005 21:26)
Fa tsara le fitiavana virtoaly an, madio be, fa refa atao mihaona vatana be de bonjour ny probleme rehetra mitovy amin'ny fitiavana ordinera, fanaon'ny olondrehetra.
20. cutie ( 04/11/2005 03:56)
Herimiafina [ Valio ] 04-11-2005 01:26:30
Lohateny : Re : Must love dogs
Fa tsara le fitiavana virtoaly an, madio be, fa refa atao mihaona vatana be de bonjour ny probleme rehetra mitovy amin'ny fitiavana ordinera, fanaon'ny olondrehetra.

zany nga le lazain'io film io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2076