lasa aiza

1. fiaritiana ( 28/10/2005 22:41)
Salama daholo o!!
Saika mba hanontany aho hoe:
ary lasa aiza vetivety teo ilay tononkaloko SANS TOI nosoratako tao amin ny vetso; sady tsy hitako tao amin ny lisitry ny tononkaloko no tsy hitako eo amin ny acceuil
2. lanto ( 29/10/2005 08:49)
Sao mba ilay "sans titre" iny izany ry fiaritiana ?
3. hery ( 29/10/2005 09:10)
Salama,
Tsy very izay kah.
Angamba sendra an'ilay nifindra toerana dia tsy mbola tafafindra. Miverina eo ihany izay rehefa milamina io fifindrana io. Ary mba manaraha moa vaovao eto amin'ny serasera e. Efa namaky ny hafatra nalefako hoe "Korontana kely eo @ serveur ve?"
Efa namaky ny blog-n'ny serasera ve http://serablog.blogspot.com ?
Jerijereo ihany ireny sao misy ilana azy :-)
Tsiky dia ampy ©Hery 1999-2005 :-D
4. fiaritiana ( 29/10/2005 14:36)
mahagaga koa , ahoana ny ahy irery no tsy ao? manantena aho fa hiverina amin ny toerany izy
5. fiaritiana ( 15/11/2005 13:54)
misaotra fa efa niverina ny tononkaloko e!sotsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3117