Zafy in America

21. cutie ( 10/11/2005 00:22)
Aza be tetika wa :-D
22. Herimiafina ( 10/11/2005 01:38)
Eo ary fa tsy tetehako enao fa ataoko bisous fotsiny, hehehehe:-D:-D
23. Veloo ( 10/11/2005 18:35)
za tsy tia n'io film io za tsy hiaraka aminao ko ka :-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 10/11/2005 19:18)
Tsara ny tonga de mitsotra, amizay zah tsy lany rondoha mikaroka ny hevitry ny teninao isaky ny mihetsika, hehehehe:-D:-D:-D:-D
25. cutie ( 10/11/2005 19:34)
fa nga tsy tian'i herimaifina njay le mampiasa saina :-D
26. Herimiafina ( 11/11/2005 05:05)
Njainjay manjeraka be knou, sirtout le avy misotro beks iny herimiafina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. cutie ( 11/11/2005 05:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 11/11/2005 05:14)
Nenah refa tsy miteny de naman'ny tsy fantatro zany, hehehehe:-D:-D
29. cutie ( 11/11/2005 05:17)
aza fantarina e :-D
kamolahy
:-D
30. Herimiafina ( 11/11/2005 05:20)
Eeeh, ary toa fantatrao ny toetrako, zah de tena kamolahy, matory no fialamboloko, mangala tahaka no ataoko any ampianarana fa tsy mba mianatra lesona zany zah, hehehhe:-D:-D
31. cutie ( 11/11/2005 05:26)
de le maditra be reny kou , mpamalivaly prof :-D
32. Herimiafina ( 11/11/2005 05:30)
Non zah mi respekta profy be mahintsiny raha tsisy profy mantsy de nitabataba ny mpianatra de tsy afaka nangalatahaka ampilaminana zah, hehehehe:-D:-D
33. cutie ( 11/11/2005 05:32)
soa ihany tsy ray kilasy @ herimiafina :-D
34. Herimiafina ( 11/11/2005 05:36)
Maninona, mba mangalatahaka fotsiny zah knou de meko vola roapolo ze nanome ny copie-ny anah avy eo, hehehehe:-D:-D:-D
35. cutie ( 11/11/2005 05:38)
herimiafina , farano @ zay koa ty fa tssssss :-D
36. Herimiafina ( 11/11/2005 05:42)
Bon, fin de l'epizody fanindrony de tsy à suivra tsony tampoka teo njay, hehehehhehehe:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1833