tsolotra madagascar

41. methode ( 19/01/2006 20:29)
Ka tsy ho zaraina le vola fa hoe ampiasaina ko! lol!SAmihafa zany!!!
42. Vahinala ( 19/01/2006 21:37)
Ka zay no ataoko hoe maninona raha manangana société hiasan'ireo tsy manan'asa e, na manao ohatry ny ataony père pédrot hoa.
43. fijo ( 19/01/2006 22:21)
isika gasy dia nampahantrana loatra tamin'ny andron'ny revolisionina sosialista,ka nanomboka teo dia tena simba tokoa ny fisainana tany.
44. methode ( 23/01/2006 22:12)
fijo> Tokony amboarina amin'izay zany ny fisainana ko! Nareo any amin'ny tany mandroso any mety mahita hanamboarana azy!!! Ahoana ny fomba ampiasain'ny olona any mba mampanan-karena azy!!!
Vahinala> Ka ny Prezida tsy manana loha hoamin'izany rehetra izany fa tokony ny olona no manao vinavina (projet) de mampita izany aminy. Raha miandry ho tolorana asa fotsiny dia ho antitra eo!!! Io no mbola tsy ampy hatramin'izao! Miandry fotsiny hoe omeo asa zahay fa zahay nahavita fianarana!!!
45. Vahinala ( 28/01/2006 20:41)
methode > Fa inona fotsiny kay izany no ilàna ireo conseillers ny prezida maro be ireo ???
46. methode ( 01/02/2006 16:06)
Vahinala> Mpanolo-tsaina ny Prezida ka, fa tsy mpamorona asa!!! :lol: Any amin'ny Ministera mikarakara izany no tokony andefasana ny fitarainana angamba aloha! Ny an'ny Prezida amin'ny ankapobeny fa tsy ho vitany ny hijery amin'ny antsipirihany, na dia ireo mpanolontsaina aza! Izany no ilana ireo Ministera sy Mpanatanteraka isan-karazany. Na manome baiko aza ny Prezida ka tsy manao ireo dia tsy misy raha vanona. Tsy misy azony atao afa-tsy ny manova.
Ny tena olana koa dia tsy manomana amin'ny asa misy ny fianarana atao. Tokony ny rafipampianarana na ny zavatra ianarana mihitsy no ampifanarahana amin'ny zavatra ilaina amin'izao! Mbola ny zavatra nianarana tamin'ny andron'ny dadan'i dadabe (Tsy le ato amin'ny serasera) no ianarana amin'izao fa mody novana kely fotsiny na nampiana!!!
47. ilafy ( 23/12/2015 21:00)
aza mandainga ranga ty a mba telopolo taona aho no aty ivelany
Herimiafina:

Heeeeeh, ny fanjakana aty andafy anie ka mivelona amin'io e, hehehehehe :-D:-D:-D:-D

Madoa saosy enao vo tsaboina, vao mahazo taratasy, vao mahazo ze ilainao, heheheheh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3931