Fianarana mitondra fiara-manidina.

1. Herimiafina ( 15/10/2005 02:51)
Saika hanontany ireo namana mahafantatra na efa nianatra tamin'ireny fianarana mitondra fiara-manidina madinika ireny.

Resaka comparaison de coût (Bid comparison) no saika hataoko.

Ohatrinona no mety lany ary firy taona?
Mi-valoriser ny acquis efa hananan ve le fianarana ohatra heures de vols.

Efa tao amin'ny CFPL Air Mad ihany mantsy zah fahiny fa najanona noho ny tsy fahampian'ny subvention tao amindry zareo sy ny siosiondresaka momba ny privatisation tamin'izany.
Tiako tohizana le izy, fa tiako.
2. harry5 ( 15/10/2005 04:50)
tsy dia mahanfantatra loatra aho fa rahaa cessna dia vetivety 40h de vol dia ampi afaka maka brevet vol en solo le prix tsy haiko any mada, raha ohatra ka avion de ligne dia tsy haiko mila fotoana ela ela
3. Herimiafina ( 15/10/2005 04:59)
Ao amin'ny Aero club tadidiko farany de
PP/IFR théorik 10m eo, ny pratik de 70h pour PP, de 70h pour IFR. de eo amin'ny 2m/h eo le izy, tsy fantatro tsony ze fiovany taty aoriana.
4. xxx ( 17/10/2005 11:07)
za kou less mba te hitondra sy hanidina less fa mba tantarao we inn tokony atao?
5. LazaRandri ( 19/10/2005 00:40)
2mph Zany ve tsy lafo be ry Herimiafina?

US$ 100 p Hr ny cessna
US$ 150 p Hr ny helicopter

Tsy misy instructor ireo fa manangona heures de vol fotsiny an.
6. Herimiafina ( 19/10/2005 03:42)
De aiza le antonina ry LazaRandri amin'ireo?
7. LazaRandri ( 19/10/2005 22:59)
ahahaha! alefaso aty ny mailaka fa silaka be za ra vao miteny anizany eto. hahaha
8. Herimiafina ( 19/10/2005 23:19)
Fa ra-LazaRandri ty lou firy h de vol zao e? Aleo lou tsapaina tsara vao alefa le mailaka
9. LazaRandri ( 19/10/2005 23:25)
hahaha! izaho tsy voleur sady tsy police. hahaha
10. Herimiafina ( 20/10/2005 01:27)
Fa inn fotsiny? F'anagaha misy kou eo anelanelany? hehehehehehe:-D
11. LazaRandri ( 22/10/2005 08:11)
ny victime sy ny mpitazam-potsiny. hahaha
12. Herimiafina ( 22/10/2005 13:39)
Sady victime ny polisy zany no victime ny mpangalatra. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1728