Resaka zaridaina

1. vale ( 09/10/2005 13:00)
Manahoana daholo!
Ianareo ve mba tohina mahita an'ireny olona mitondra alika eny @ zaridaina iombonana ireny , ka ilay alika manao maloto eo dia tsy raofin'ilay olona tompony akory avy eo?
2. Fanja1 ( 09/10/2005 13:45)
tena tsy rariny ka beurkkkkkkkkkkk injanja hita zao fa mety misy zaza milalao eny
3. Herimiafina ( 10/10/2005 01:47)
Tokony hisy ramasera de kaka zany raha tsy diso ny fijeriko azy an?:-D:-D:-D:-D
4. pika ( 10/10/2005 10:01)
ka ho raofiny ataony aiza kosa ary moa e
ataony anaty harona hamofona @zay alehany :-D
na izany aza hita fa tsy mety saingy :?:
5. vale ( 10/10/2005 16:17)
pika>ie! raofiny d ataony any @ izay hanaovany azy any!sitra-pony ny azy ko!Inddra moa rehefa avy latsaka iny ny orana ...tena tsy zaka ny fofona!
6. pika ( 11/10/2005 05:28)
soa ihany aho aloha fa tsy tia alika e
raha tsy izany ny fahendrena dia tsy mitondratondra azy mandehandeha fa toa giravy be izany handroaka izany :)
7. Herimiafina ( 15/10/2005 00:14)
Tsara anie ry pika ny medor e. Fa inn no tsy hitiavanao azy.

Za zao manana medor any amin'ny tanĂ na any tena azo hirahina manao zavatra maromaro mihinsy i takaka, ohatra, manary fako, sns.

Ny anarana nomeko an'ileiry koa tsy ratsy "Iron maidor". hehehehehe:-D:-D:-D:-D
8. chipie1 ( 15/10/2005 08:03)
ka indraindray le ramasera tsy mandalo raha tsy elaela dia matsiravina be !
9. Herimiafina ( 15/10/2005 11:50)
Mahagaga hoa fa ireny asa ireny de etrange jiaby no manao azy ao parsa ao e.

Mbola misy ve reny moto ramasera ireny ry chipie1?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1238