Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?

1. Herimiafina ( 30/09/2005 04:34)
Mahatalanjona tokoa ny mahita ny fomba fiainana'ireo Indri Indri, na ragidro ao Andasibe. Mitovy amin'ny olona mihintsy saingy mbola hendry kokoa.

Mizarazara tokantrano ry zareo, mangata-bady, mitokantrano, miteraka arakaraka ny habetsahan'ny sakafo sy halehiben'ny territoire (tookontany misy ny fianakams iray).

Fidèele be fa sady tokambady no tsy manambady intsony raha toa ka maty vady.

Noho ny fihenan'ny ala antsinanana anefa dia tsy miteraka intsony ny sasany amin,ireo fianankaviana, na raha toa ka efa niteraka izy ka nihena tampoka ny espace vivable dia vonoiny ny zanany sasany fantany fa tsy ho velony.

Mitrandraka fanafosy ao amin,ireo ravinkazo ao anaty ala ary mitsabo tena amin'ny alalan'izany. Anisan'ny arahin'ireo mpikaroka io resaka fanafody io satria tena misy tokoa ravinkazo mahasitrana ny aretina mpahazo ny olomeblona nefa ny ragidro ihany no mahafantatra azy.

Heheheheheheh, inay aho gidro marina mafy moa an. heheheheeheh:-D:-D:-D:-D
novalian'i jennifer2 ny 04/12/2005 03:55
2. agoago ( 30/09/2005 07:48)
An 'iza ilay publication anhitanao an'io ry Herimiafina, vaovao be amiko mantsy ilay hoe fidèle be ry za
3. yonikafopl ( 30/09/2005 08:38)
agoago tena marina fa fidele ny indri indri na babakoto ka, za efa nonina tany andasibe ary nanaraka tsara ny fiainan'ireo babakoto ireo, fa tena misaina noho ny olombelona mihintsy.
4. zakony ( 30/09/2005 09:19)
kivy ihany ny tenako raha ireny no lazainareo fa "misaina" sy "hendry" noho ny olombelona:cry:
5. xxx ( 30/09/2005 11:25)
tsy ny Indri ihany fa ao koa ny Avahi na Tsarafangitra hoy ny gasy (na ny bikan'ny endriny aza mitovy @ olona saingy izy kelikely kokoa). Mety ho toy izany koa ny Lepi na repàka hoy ny malagasy. Karazana gidro daholo ireo.
6. xxx ( 30/09/2005 13:08)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 30-09-2005 06:34:50
Lohateny : Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
Mahatalanjona tokoa ny mahita ny fomba fiainana'ireo Indri Indri, na ragidro ao Andasibe. Mitovy amin'ny olona mihintsy saingy mbola hendry kokoa.

Mizarazara tokantrano ry zareo, mangata-bady, mitokantrano, miteraka arakaraka ny habetsahan'ny sakafo sy halehiben'ny territoire (tookontany misy ny fianakams iray).

Fidèele be fa sady tokambady no tsy manambady intsony raha toa ka maty vady.

Noho ny fihenan'ny ala antsinanana anefa dia tsy miteraka intsony ny sasany amin,ireo fianankaviana, na raha toa ka efa niteraka izy ka nihena tampoka ny espace vivable dia vonoiny ny zanany sasany fantany fa tsy ho velony.

Mitrandraka fanafosy ao amin,ireo ravinkazo ao anaty ala ary mitsabo tena amin'ny alalan'izany. Anisan'ny arahin'ireo mpikaroka io resaka fanafody io satria tena misy tokoa ravinkazo mahasitrana ny aretina mpahazo ny olomeblona nefa ny ragidro ihany no mahafantatra azy.

Heheheheheheh, inay aho gidro marina mafy moa an. heheheheeheh



Miverina ery ambony
Mpandefa : agoago [ Valio ] 30-09-2005 09:48:20
Lohateny : Re : Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
An 'iza ilay publication anhitanao an'io ry Herimiafina, vaovao be amiko mantsy ilay hoe fidèle be ry za



Miverina ery ambony
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 30-09-2005 10:38:58
Lohateny : Re : Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
agoago tena marina fa fidele ny indri indri na babakoto ka, za efa nonina tany andasibe ary nanaraka tsara ny fiainan'ireo babakoto ireo, fa tena misaina noho ny olombelona mihintsy.



Miverina ery ambony
Mpandefa : zakony [ Valio ] 30-09-2005 11:19:28
Lohateny : Re : Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
kivy ihany ny tenako raha ireny no lazainareo fa "misaina" sy "hendry" noho ny olombelona



Miverina ery ambony
Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-09-2005 13:25:29
Lohateny : Re : Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
tsy ny Indri ihany fa ao koa ny Avahi na Tsarafangitra hoy ny gasy (na ny bikan'ny endriny aza mitovy @ olona saingy izy kelikely kokoa). Mety ho toy izany koa ny Lepi na repàka hoy ny malagasy. Karazana gidro daholo ireo.


7. ravakamalala ( 30/09/2005 13:51)
Hoy i Herimiafina :
raha toa ka efa niteraka izy ka nihena tampoka ny espace vivable dia vonoiny ny zanany sasany fantany fa tsy ho velony.


Azo atao hoe fahendrena koa ve io? 8-)

Raha mila te hanana ny fidèle zany enao dia manambady gidro sisa no azo atao?

Enao zany tsy fidèle raha azoko tsara!!
Voan ny déçue aho.:snif::snif::snif:
8. xxx ( 30/09/2005 16:04)
saika ny ankamaroan'ny biby manana io toetra mamono ny zanany io rehefa tsy ampy ny sakafo. ohatra na ny saka ao an-trano aza mamono ny zanany kely rehefa be loatra ny naterany. ny ankoay (voromahery gasy lehibe indrindra) tsy manatody afatsy 2, de 2 koa izany ny zanany nefa de tsy maintsy vonoin'reniny indray ilay zanaka ankoay kely iray rehefa afaka andro vitsivitsy fa ny iray ihany no velominy (resaka tsy fahampiana sakafo io na mety ho zavatra hafa). Mety koa ohatra hoe be loatra ny lahy @andiana karazana gidro ao an'ala de vonoin'ny lahy matanjaka izay lahy kely vao teraka.
9. cutie ( 30/09/2005 17:39)
mba handeha any Andasibe handinika an'zany :roll:
10. Herimiafina ( 30/09/2005 20:09)
ravakamalala:

Hoy i Herimiafina :
raha toa ka efa niteraka izy ka nihena tampoka ny espace vivable dia vonoiny ny zanany sasany fantany fa tsy ho velony.

Azo atao hoe fahendrena koa ve io? 8-)
Raha mila te hanana ny fidèle zany enao dia manambady gidro sisa no azo atao?
Enao zany tsy fidèle raha azoko tsara!!
Voan ny déçue aho.:snif::snif::snif:


Fa aiza daholo no ahitanao an'izany re ry ravakamalala e? Marary fo amin'izany eo indry fa aza manao an'izany. Ary njy tsy ampy fahatokisana an? gnnnnnn.:?:?:?:?

11. ravakamalala ( 01/10/2005 16:03)
Herimiafina >
:snif: snif, kaaaa ozizy ...snif...enao hoe ...snif...inay aho gidro. ouuiiinnnn :snif::snif:

Tena nanao dépression mihitsy aho nahita an io, sous prozac.
"Tsisy lehilahy fidèle ntsony ve eto antany eeeee!!!!
12. Herimiafina ( 03/10/2005 23:39)
Fa inn zany le tena mapi-deprime anao e?
Le zah gidro ve sa zah le maniry ho gidro sa le hoe tsisy bandy fidela intsony eto antany? Tsory hoe ny marina hehehe:-D:-D:-D:-D

Laingako kambony fa tsy misy favy otran'ny olombelona e. Angaha ny ragidro mivavaka amin'Andrimanitra ohatra, angaha ny ragidro mahay mahandro canard au navet, na mi-apprecier divay? hehehehehehehe favy mintsy ny olombelona kah, indrindra rehefa ôtranao. hehe:-D
13. ravakamalala ( 05/10/2005 13:15)
:-D=))=))=)) canard au navet!! tena io ve no ohatra otnga tao andohanao voalohany? Trop enao ty.=))
14. Herimiafina ( 05/10/2005 14:11)
Io no hitako tao anaty vilany tam'zah hamaly anao. hehehehehe, mbola zontsika ampiana kah: coq au vin, canard à l'oranza, bouillabaisy, daoby, canard laké, casoulet, sns.
Ndeh hitanisa zavatra tsy hain'ny ragidro atyao hoe e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. LazaRandri ( 05/10/2005 23:27)
Herimiafina:
Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
Tsia tompoko
16. Herimiafina ( 06/10/2005 04:58)
Io ambony io izany ny azo aroso ho anao raha te-hahalala izany ianao.8)
17. hesham ( 24/11/2005 23:10)
:-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 25/11/2005 18:54)
Tato kou kay ra-hesham klé, mankafy ragidro kou ngah. hehehehehe:-D:-D

Io no azo haroso kalongany fa mbola eo koa ny Hapalemur, ny Avahi laniger, ny Microcebus, ny Bandro, sns.
19. jennifer2 ( 04/12/2005 03:55)
ary f'angaha tsy fantatry herimiafina fa ny gidrotsika efa ela no nahay namofy akondro fa ry zareo comorien taty aoriana vo nahay fa nihinana t2 hodiny foana ry zareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6776