gasoil soloina menaka

1. maintsokely ( 28/09/2005 14:09)
Variana aho nahita an'ilay vaovao (efa ela ela aloha e!)hoe any Marseille misy olona mandefa fiara gasoil amin'ny menaka fanendy. Nikaroka vaovao hafa koa aho dia efa betsaka ny olona manisy menaka colza ao amin'ny fiara (50% menaka / 50 % gasoil) tsy mila ovana ny motera.
Tsy tokony hampiroboroboina ve ny fambolena sy famokarana menaka ny madagasikara dia amin'izay tsy miankindava amin'ny petrole intsony? isika manana tany be dia be. mety maniry tsara angamba ny tournesol any.
novalian'i lapino ny 09/12/2005 11:11
2. ainaheri ( 28/09/2005 18:01)
ny anao zay ndray tsy mbola enoko fa biocarburant no ampiasainy sy trandrahany zao efa misy mampiasa izy zao ary tsy mbola havoaka ofisialy ratsy @ 2007 vita @ zava maniry tsy misy fangarony tsy misy polut° mora kokoa noho ny petrol
3. Veloo ( 28/09/2005 20:39)
maintsokely a ie wa ahona tokoa moa raha atao an'ny dago izany? efa henoko izy io
4. Herimiafina ( 28/09/2005 20:57)
Ze mahita an'izany eo dia mila manakarama gardakaoro matanjaka be fa dia handefasan'ny compagnie petroliera sy ny avy any amin'ny opep tueur à gage tsotra izao.

Le biocarburant vita avy amin'ny Yatropha culcas aloha dia efa henoko taty kou e. De any Dago any amin'iny faritra Tsiroanomandidy iny no toa misy champ de culture hanamboarana azy raha tsy diso injay zah. Okay. sur daôly.
5. pika ( 29/09/2005 05:27)
mety efa misy tokoa anie ny azo hasolo ny gasoil e, saingy toy ireny @ film ireny ny zavamety hitranga e
izay hanelingelina ny tombotsoan'ny mpamokatra pétrole dia mety ho ...
6. maintsokely ( 30/09/2005 14:10)
Efa misy mampiasa io zavatra io. Misy aloha ny biocarburant na ilay antsoina hoe diester. Io dia menaka fihinana sy methanol na ethanol no afangaro dia mahazo dister. Fa ity kosa dia menaka direct no ampiasaina. nijery internet aho mokasika ilay izy dia mila hafanaina mialoha ilay menaka amin'izay mitsiranoka tsara. Mety mila reglage kely koa angamba ny pompe fa tsy haiko aloha e!
Ny olana ety frantsa ange dia ny lalàna momba ny taxe no tsy mampety azy e!

Marina aloha fa izay manelingelina ny fidirambolan'ny mpamokatra petrole dia mety ho .....
7. Herimiafina ( 15/10/2005 02:41)
huile+alcool=2xester

Okay, maniky hoa zah e. hehe:-D
8. sanana ( 09/12/2005 10:38)
euh.... entre colza et tournesol:-w:-w:-w:-w
9. lapino ( 09/12/2005 11:11)
Herimiafina < ilay "diester" dia avy amin'ny fanakambanana ny "diesel" sy "ester".

Ny menaka dia ester-na glycerol sy acide gras ananki-3. Rehefa afangaro methanol sy catalyseur izy, dia misy réaction-na "transestérification". Izany hoe miala @ le glycerol ilay acide gras no mamorona ester, fa mifindra any @ le methanol. Dia misy glycérol lasa sous-produit.

Izany hoe: tri-ester izany no ovaina ho mono-ester dia lasa antsoina hoe "diester" :)

Ny tena anton'io fanovana io dia ny hahazoana propriétés physiques (viscosité sns ...) mitovitovy amin'ny gasoil. Mbola afangaro amin'ny gasoil koa izy matetika rehefa tena ampiasaina.

Arakaraka ny moteranao ny mety hampandeha na tsia ny menaka amin'izao. Raha diesel tsotra fotsiny ny fiaranao dia tokony ho tsy misy olana. Fa raha misy turbo, na tsy haiko daholo ilay systeme-na injection HDI, TDCI sns ireny, dia mety ho tsy mandeha raha tsy biodiesel.

Ny mahasamihafa ny menaka colza sy tournesol na diloilo côcô sns dia ny taharony amin'ny acides gras.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.138