Hatsikana

1. vale ( 22/09/2005 19:30)
Tohizo izay mahay: "rafotsibe mita tatatra ka...!"
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 04:06
2. bibilax ( 22/09/2005 20:16)
slt aloha e ity ary ny valiny : rafotsibe mita tatatra ka manokatra izay efa mikatona , marina ve o , hihihihahahaha ok baye2
3. jajaf401 ( 22/09/2005 20:16)
manadino ny isan'ny taona niainana! :-D :-D
sa tsy zany ny tohiny??
4. Veloo ( 22/09/2005 20:57)
za ndray dia tsy mba mahay..:(
5. lilbon ( 23/09/2005 03:52)
salut!
"rafotsibe mita tatatra ka manitatra ny efa mikombona" hi hi hi hi :-D:-D:-D
6. naritsimba ( 23/09/2005 05:53)
bibilax
7. vale ( 23/09/2005 09:37)
Ie! tena izay mihintsy! hihihi, an,an, fa le manadino ny taona niainana aloha diso é! fa mety hanoizana azy ihany ka!tsy ratsy kosa indray iny an! hihihi
8. lebota ( 23/09/2005 10:45)
rafotsy be mita tatatra ka mampisokatra izay efa mikatona. Io no marina ! =D
9. jajaf401 ( 24/09/2005 04:06)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.87