Miala any zany ny Madagascar2

1. hery ( 18/09/2005 12:58)
Dia nilaza ny DreamWorks fa hivoaka ny Madagascar 2. Efa nanahy ihany ny tenanay hoe lasa Seychelles na Kenya sns... satria mbola tsy tena tapitra ilay film. Kay mba natao hoe Madagascar 2.
Amin'izao fotoana izao dia mbola mitana ny laharana voalohany amin'ny isan'ny mpijery io Madagascar io na dia eto Italia aza. Marina fa tara be vao nivoaka fa tonga dia be kil be :-)
Na izany aza... aza maika loatra satria mbola eo amin'ny telo taona eo izany vao ho vita. Amin'ny 2009 any ho any hono vao hivoaka amin'ny salle.
http://guide.supereva.com/cartoni_animati/interventi/2005/09/225362.shtml

novalian'i cutie ny 21/09/2005 23:21
2. fanaina ( 18/09/2005 19:19)
tsara kosa izany ko :D:D
3. zakony ( 21/09/2005 11:53)
amin'ny maha madagascar azy fotsiny no itiavako ity DA ity fa ny votoatin'ny tantara sy ny animation tsy dia ao loatra, aleo ihany Shrek
4. fijo ( 21/09/2005 22:44)
za aza tsy mbola nahita ko
5. cutie ( 21/09/2005 23:21)
le madagascar ve zany ry fijo??
jereo fa tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1979