Misy tokoa ve ny fiovan'ny toetr'andro?

41. Solitikabe ( 20/10/2005 01:51)
Raha very ny kaly dia mitady biriky na tapa-kazo
42. Herimiafina ( 20/10/2005 02:14)
De atao inn hono le biriky sy tapakazo, hanendahana? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
43. pitchou ( 20/10/2005 03:05)
ngah nisy niraikitra no mila endahina?:-D:-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 20/10/2005 03:57)
Le kaly maditiditinareo mianankavy mila endahina fa nanin=mba gorodona, hehehehehhee:-D:-D:-D:-D:-D
45. pitchou ( 20/10/2005 18:57)
fa nisy inn nokaliana ny gorodonao?
46. Herimiafina ( 21/10/2005 16:55)
Aoka re zay ry pitchou kely an, otsan'izany mahintsiny ve toi refa mi-discute amin'ny vadin'i toi eo ampinanankanina? Sambatsa be ileiry, hehehehhehehehhe:-D:-D:-D:-D
47. pitchou ( 21/10/2005 19:37)
tsssss toi ihany no nampiresaka vôlohany teo kou!:-D:-D:-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 21/10/2005 20:35)
Ao ary e, de rariva njay tsika mihavana eny ampanjiana, omany tsara le nofokenanao mitana ny fihavanantsika iny, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
49. pitchou ( 23/10/2005 15:42)
tandremo aza diso fandriana ndray :-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 23/10/2005 16:56)
Alaivo atry amin'ny bar aty zah de ento mody fa efa somary daozy tampina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. tangalamaitso ( 26/10/2005 07:20)
Salanitra e!

namanareo vaovao no manoratra. Niezaka namaky ireo resaka h@ voalohany ka h@ farany mikasika ity hoe "misy tokoa ve ny fiovan'ny toetr'andro" ity aho. T@ voalohany dia nahaliana ny namaky ilay resaka saingy rehefa nanohy namaky h@ farany aho dia toa mivadika zavatra hafa ilay izy. Ny zavatra tsy tokony hiadian-kevitra intsony, dia misy fiovàna tokoa ny toetr'andro. Na Firenena iza na Firenena izy dia tsy afaka handà ozany intsony, ary tsy afaka hanao maso be tsy mahita intsony ireo vokatr'izany fiovàna izany. Ny adi-hevitra tokony hisy dia ny hoe: ahoana no iatrehana izany fiovàna izany? Inona no andraikitry ny fitondram-panjakana, ireo fikambana maro isan-karazany miaro ny tontolo iainana, sy ny olona tsirairay mihitsy manoloana io olana io. Raha aompantsika @ izay ny adi-hevitra dia inoako fa hitondra voka-tsoa. Koa raha sitrakareo, dia mba andefaso izay hevitrareo "namana" mikasika ireo fanontaniako ireo e!
Misaotra mialoha o!
52. pitchou ( 27/10/2005 18:13)
heri> mangalà elah taxi d vita kou!
tangalamaitso> fomban'ny resaka no mivilivily any @ ze mahamiramirana ny saina fa tsy voatery hiketrona fôna ka! :-D:-D:-D fa ireto aza misy sombim-balim-panontaniana ho anao e! ny iatrehana ny fiovan'ny toetr'andro:
- mivatsy elo sy raglan satria mety ho avy tampoka ny orana, satroka koa sao mamay ny hainandro, akanjo mafana fa tsy hay intsony na hafana ny hangatsiaka ny andro
- rehefa diso maina lotra tsy misy orana mintsy dia misy tononkiira iray ao @ fihirana manao we "orambe mivatravatra arotsaky Tompo o"! azo atao vavaka isanandro
- ny fanjakana afaka manome detaxe ho an'ny fitaovana rehetra ilaina momba an'izany na manao vulgarisation an'ireny fitaovana ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3332