manahoana daholo e!

1. papala ( 25/08/2005 11:35)
vaovao ny tena ka dia bisous daholo e!:*
novalian'i ramon ny 20/03/2006 08:24
2. papala ( 25/08/2005 11:41)
:*:*
papala:

vaovao ny tena ka dia bisous daholo e!:*



3. phanie7 ( 25/08/2005 11:44)
:lol:
4. majakely ( 25/08/2005 12:02)
Tonga soa zany e!
5. dacr01 ( 25/08/2005 13:22)
Tena tsy mzsy kôzina kah,mba te hanandrana fotsiny
6. Veloo ( 25/08/2005 16:45)
Tongasoa papala a:wink:
7. ainaheri ( 25/08/2005 17:11)
tongasoa nga tsy nentinao i mamala:lol:
8. fjc ( 26/08/2005 15:03)
papala:

vaovao ny tena ka dia bisous daholo e!:*


Salut koa enao,fa samy vaovao!Ahoana enao amin'io poési-ko io:-D
9. lanto ( 05/09/2005 09:37)
nampitsoaka le poezy :p
10. Fanja1 ( 05/09/2005 11:24)
tongasoa papala de biz zany
11. bozimanga ( 29/09/2005 13:10)
bizo de mazotoa eh !
12. Herimiafina ( 04/10/2005 04:33)
biz biz 200 fois. hehe eo am-takolaka an. :-D
13. tsitako ( 28/11/2005 06:26)
tonga soa ato toi ry papala a! de peka tanana é!
14. dadabe ( 28/11/2005 08:12)
zah kounkou vaovao fa mba orohy zareo a :(:(
i Lanto no voalohany :-$ rehefa tsy eo JM :-$:-$:-$
15. soanava ( 28/11/2005 08:42)
izaho koa dia mba vaovao fa ny ahy mamikely no tiako
eo an-takolaka iray!:lol:^:^
16. Ikala ( 12/12/2005 07:25)
za konkoa vaovao, dia nanoroka e!:oops::*
17. fasaly ( 12/12/2005 08:24)
tongasoa de bizooo mipoaka be e!:*
18. soary ( 14/12/2005 04:54)
manakory daholo e! :-*
19. cocorie ( 19/12/2005 13:27)
Dona kely ary e!
20. narindragasy ( 27/12/2005 11:36)
za ko bizou!!! :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5242