mila evitra

41. deghany ( 01/09/2005 12:24)
zefalah:

inona kay ny fanafodin'ny Angatra?
fanazavana.
lay Angatra dia 'nana' mivoaka @ mahalehilahy..na nana mivoaka @ mahavehivavy. ary io aretina io dia azo @ alalanin'ny firaisana..ka mila evitra aminareo zany zefalah hoe: inona no atao mba ampidranona an'io Angatra io? ary inona no zavatra atao mba tsy hahavoa..ary inona ny fanafodiny?
ny Angatra?

fiazo tao ry jah!!!

42. fijo ( 01/09/2005 19:51)
:lol::lol::lol::lol::lol:
43. jon ( 08/09/2005 12:04)
INONA NO METY HO VOKATRIN4NY FANAOVANA FIRAISANA RAHA BETSAKA LOATRA,
44. Veloo ( 08/09/2005 17:58)
Jon a von'ny angatra serieux io an :wink:
45. fijo ( 08/09/2005 20:26)
na dia misarona aza ve ry veloo
46. Bobl ( 25/03/2015 08:03)
Bjr dhl!
nena d1 rzareo mivoka nana kel fon ny malelaako d ts aiko we zan ve le we "angatra" sa tsia?
fef nanatona dokotera d nomeny Ciprofloxacine nandritrany 7 andro fa tapitra izao ny 7 andro
ts mbol nisy fihovana foana fa mbol mis nana kel mande fon d ts aiko we in no atao sao mb misy
manana soso-kvtr?
47. supi ( 11/05/2015 10:45)

watafon:

dasy : eka tompoko ô ! azo vidina tsara tsy misy ordo ireo fanafody ireo ary io CURA 7 io ange no fampiasa aty e ! aty d tsy mitovy @ any e! raha ireo signes nolazainy teo ireny alou DR tsy itako ze ilàna zavatra fanampiny intsony k ! hafa ny anareo hoe raha tsy mivaly ny analyse tsy atomboka ny T3 ! mmbola tsy tonga any zahay aty alou amzao fa refa misy rirany d attaquer-na ! misaotra anao t@ toro-hevitra fa zà ange mba te-hanampy an'i zefalah e!
48. supi ( 11/05/2015 10:51)

49. Ando94 ( 14/07/2015 00:47)
Mety ohatrinona kay azafady ny vidin'ireny CURA7 ireny izay mahalala.Mila fanampiana ô!
50. DOODZ ( 12/09/2016 06:37)

watafon:

zao ry zefalah an : mandehana eny @ pharmacie d mividiana CURA 7 fa tsy lafo ny vidiny : misy CP 15 ao anatiny 01 mitokana d 14 mitovy ! ka ilay iray tonga d hoanina (CIPROFLOXACINE) ; fa le 14 (DOXYCYCLINE) kosa 1 maraina ; 1 hariva TSY MAINTSY VOKY NO MIHINANA AN'IO D mazotoa misotro rano d lazao eto ny valiny na afaka na tsia !

salama! ary ty cura 7 ty v met wan vevavy? misaotra
51. Nathoo ( 27/02/2017 14:13)
Bjr daol!!! Tokony firy andro kay zfd no anaovana ilay traitement cura7 sy candistatin ?! Eo am faha firy andro no tokony ho ita ny fiasan'ny fanafody?! Misaotra mialoha amin'ny valinteny
52. lekotokely ( 21/06/2017 09:30)

watafon:

zao ry zefalah an : mandehana eny @ pharmacie d mividiana CURA 7 fa tsy lafo ny vidiny : misy CP 15 ao anatiny 01 mitokana d 14 mitovy ! ka ilay iray tonga d hoanina (CIPROFLOXACINE) ; fa le 14 (DOXYCYCLINE) kosa 1 maraina ; 1 hariva TSY MAINTSY VOKY NO MIHINANA AN'IO D mazotoa misotro rano d lazao eto ny valiny na afaka na tsia !
53. lekotokely ( 21/06/2017 12:35)
watafon: plus d'infrmation svp! awn n fomb inanana anle 1 "cipro..." hoanina mtokana ve iz io, d am ftona otrn awn? mila voky tsara ko ve rhf minana az! matotra ah! urgent ty ?? ty
54. legentil12 ( 29/09/2017 13:48)
Ra minana fanafudy ciprofloxacine sy ciprofloxacine d mahasitran an aretina ve reu???
55. legentil12 ( 29/09/2017 14:04)

watafon:

zao ry zefalah an : mandehana eny @ pharmacie d mividiana CURA 7 fa tsy lafo ny vidiny : misy CP 15 ao anatiny 01 mitokana d 14 mitovy ! ka ilay iray tonga d hoanina (CIPROFLOXACINE) ; fa le 14 (DOXYCYCLINE) kosa 1 maraina ; 1 hariva TSY MAINTSY VOKY NO MIHINANA AN'IO D mazotoa misotro rano d lazao eto ny valiny na afaka na tsia !

msaotr f ten mahumb l iz f afak fir andru vo ten sur ue sitran tsar enw mb ts amindran
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1834