You are here: home > Forum

Volabe tsy ampoizinao

Lohahevitra : Tetikasa sy vinavina
Fitohizan'ny hafatra : Volabe tsy ampoizinao
Valiny : 18
rbnsl - 08/08/2005 09:55
Te-hahazo vola be tsy ampoizina ve ianao? Tsy vazivazy fa tena marina, miasa @ zay fotoana tianao ianao, tsy misy mibaikobaiko, kanefa dia hikararana ny vola ho azonao. Atolotro ho anao maimaimpoana ny fomba hahatongavana @ izany fa valio ity resaka ity dia omeo ahy ny adiresy mail-nao fa misy dossier alefako ho anao. Ho hitanao fa hanankarena tampoka ianao. Misaotra @ fahatokisana.
Valio | Miverina eny ambony
tolotra - 08/08/2005 10:33
kou maninona ra alefa eto ilay dossier d mba mahazo vola b daholo ny NAMANA rehetra,sa misy ambadika ndray,aminizay d mba kala b daholo ny Namana ato @ serasera, ato mantsy lazaindry zalahy fa misy misandoka mangatabola d @izay izy tsy misandoka tsony fa tonga d mahazo VOLA B TSIAMPOIZINA
Valio | Miverina eny ambony
mampikanto - 08/08/2005 10:39
marina mihisty ny voalazan'ny tolotra. raha misy tombotsoa v tsy aleo samy mahazo dooly ny namana rht e!

Mirary soaho an'ny tetik'asa sy vinavina tsara rht e!
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 08/08/2005 10:44
eny marina asehoy eto lay dossier e! iza no tsy liana amizany vola be tsy ampoizina izany....
Valio | Miverina eny ambony
rixes - 08/08/2005 11:24
mba lazao aloha hoe inona marina ilay izy , de hita eo , zahay saha raha mazava ny lalao
Valio | Miverina eny ambony
Razah - 08/08/2005 12:09
:-D:-D:-D:-D ary misy d mampiesona mintsy ato an
Valio | Miverina eny ambony
diamondra27 - 08/08/2005 13:21
tsy misy hanome vola be maimaimpoana anao izany raha tsy misy takalony fa aza de manararaotra ny olona naifs sy naïves e! Enao nga milliardaires sa???
Na Zidane aza manome dos @ association fa tsy individuel. Asainareo mandou vola 5euros na otran'izany atao frais de dossiers de oe araho tsara ny torohevitra.
Raha atao ny compte de vola be no azonareo satria arnaquenareo ny olona. Tandremo sao manao otran'ny zareo maizina hoe omeko 10% enao fa le lova tsy azo raha tsy mahazo fanampiana avy aty aminao mamoka le volabe ao @ consignes
Fika daholo zany retra zany;
Soa ihany za fa tsy flic na président fa tonga de comndaneko daholo reny olona ratsy saina reny
Valio | Miverina eny ambony
diamondra27 - 08/08/2005 13:23
azafady fa tsy dos le omen'i Zidane fa DONS diso frappe.
Valio | Miverina eny ambony
ainaheri - 08/08/2005 14:20
sao d halatra taolampaty kosa lay izy ee!marina ny lazain'ny namana ambony io fa tsy misy hizara aminao @ zao fotsiny zany fa tsy maintsy misy tambiny,na milliardaires aza,ireny no tena mangalatra,Arnaques io fa tandremo iany sao de we ty ataovy d alefa ny volanao avy eo :-w:@
Valio | Miverina eny ambony
sifaqa - 08/08/2005 14:36
Efa manambola be ve aloha enao io ???:evil:

Valio | Miverina eny ambony
Samoana - 08/08/2005 15:34
Hafakely indray rbnsl mpivarotra manome maimaim-poana harembe izany. Tsy azo tonga dia alainay namana ao am-pivarotana ve ny vola dia azonao tehirizina atao PQ ny dossiers e !
Valio | Miverina eny ambony
alibaba - 08/08/2005 15:39
alefaso lé fomba fahazoana azy fa vonona i ALIBABA sy ny akamany 40 lahy haka vola e!
Valio | Miverina eny ambony
hasn - 08/08/2005 16:48
Aleoko vide ny la cave -ko ry ALIBABA toy izay anaovan'olona fita-bitro kah!
Ireto le dossiers raha vonoa ny ekipan'isé ary é!:
DOSSIER N°1
Titre : Le guide de l'utilisation de la publicité gratuite sur Internet
DOSSIER N° 2
Titre : Le guide utilitaire pour envoyer de grandes quantités de messages par Internet
DOSSIER N° 3
Titre : Les Secrets de la commercialisation par paliers multiples sur Internet
DOSSIER N° 4
Comment devenir millionnaire en utilisant la force de la commercialisation à paliers multiples
DOSSIER N° 5
Titre : Comment contacter 3 000 000 de clients potentiels gratuitement
F'izao: mba ketriketreo @ goooogle fa misy adresin'olona mihazona azy ireo(E-mail)dé izy ireo no mandefa azy é
Manarak'izany : tandremo fa 5euros ny dossier iray ary alefan'ny clients mividy tahaka anareo @ poste ny baibo(drala) ka sao voafaintin'ny vola sandoka an!
Ny ahy d zao: tsy adala akory ireo PIRATES informatiques sy HACKERS mpitsikilo numéros na comptes n'olona sy banky ireo ka we tsy mahalala an'io raha misy vola be zany io!
Zay fa bonne recherche d mahazoBE e!
:^)
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 09/08/2005 14:19
vola miditra @ makarakara io de mivoaka @ laodoaka, bon courage ho an'izay tsy an'asa fa aza maimaika @ ze proposition'olona tsy correct toa an'io
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 09/08/2005 17:36
aleo amzao zany...:@
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 16/08/2005 13:03
weain be tsisy mpamaly koa rbns zany a! mtetika angaha fa vendrana ny gasy lé!:twisted::evil:
Valio | Miverina eny ambony
palince - 04/10/2005 16:29
tsy aleo ve manao pmu eeee:^)8):evil:
Valio | Miverina eny ambony
ansouya - 04/05/2016 22:06
Zah efa tratra n zany mints
Tao am enem.
Valio | Miverina eny ambony
ansouya - 04/05/2016 22:07
Zah efa tratra n zany mints
Tao am enem.
Valio | Miverina eny ambony