inona ny tena hevitr'ity dinika ity?

1. vegas ( 02/08/2005 00:52)
tsy azoko fa miala tsiny
novalian'i bozimanga ny 16/09/2005 13:22
2. fijo ( 02/08/2005 04:47)
dinika ka
3. cocorie ( 02/08/2005 07:26)
Za koa tsy mahazo.8-)8-)
4. hery ( 02/08/2005 08:03)
Ho an'ireo namana vao tonga. Azonareo apetraka eto ny fanontaniana, vetsovetso, fihetseham-po na koa filazana be be kokoa ny momba anareo.

NB: Raha namana tranainy (mihoatra ny 1 volana) dia iangaviana tsy hanoratra ato.
5. pika ( 02/08/2005 09:15)
resandesaka, ady hevitra, fanehoankevitra,.... toy ny mpianakavy mitafatafa ao an-trano rehefa hariva
6. ainaheri ( 02/08/2005 11:26)
Eto ry vegas no amoahanao izay fanontaniana manitika ny sainao sy ny zvmisy mandalo eo @ fiainanao fa ohatra ka tsy ametraka ps d manao x @ zay fotoana zay, tsy ilay x anankiray fa lay solona ps no lazaiko io aaa
7. bichette ( 02/08/2005 12:30)
ny tena olana anie ry reto raha vao namana vaovao ilay olona tsy ho hary tonga dia hivantana aty izy e ! sa misy hafatra mandeha ho azy ho an'ireo vaovao manasa azy ireo hametraka ny diampenina ato ?
8. booboo ( 02/08/2005 12:36)
eny ôa ?
9. mandrindra ( 02/08/2005 13:00)
misy tsy azoko aloha e, fa angaha ny namana tranainy mihoatra ny 1 volana mahazo manoratra ato indray ?
10. bichette ( 02/08/2005 14:08)
hatramin'izao aloha dia ny tranainy no mitsangatsangana ato e ! mijerijery miodikodina ato =))=))=))=))
11. fasaly ( 02/08/2005 17:41)
bichette:
marina izany, raha namana vaovao izy dia tsy voasitona aty amin'ny dinika mintsy aloha fa voasintona amin'ny fandraisana hafatra sy ny valin'ny hafatra nalefa, satria izaho efa ho 4 mois taty aoriana ny nisoratana anarana vao voasitona tamin'ity dinika ity, dia raha izany dia tsy hisy namana vaovao handray anajara hanoratra ato mintsy rah toa ahy daholo.
12. hery ( 02/08/2005 18:40)
Manamboatra hafatra mandeha ho azy ho an'ny namana vaovao rehetra aho amin'izao fotana izao.

:-$

13. mandrindra ( 05/08/2005 15:12)
aza misy mikôzikôzy fa alefaso moramora fotsiny dia ho voasintona ato ihany izy.
14. raandry ( 06/08/2005 07:34)
Slt,Inona tsara le resaka atao nareo fa tsy azoko tsara
15. nounoussie ( 06/08/2005 08:38)
manaôna daholo ary ianareo tranainy e! izaho moa izany vaovao amin'ity dinika ity ka faly miarahaba anareo rehetra e ! dia hifampita hevitra eto izany isika e ! mazotoa daholo ary e !
16. vegas ( 25/08/2005 22:13)
nounoussie> vaovao eto amin'ty dinika ty enao sa ato amin'ny serasera.org? dinika vaovao izy ty ka samy vaovao daolo tsika alou zao no eto.
Inona ny vaovao ry nounoussie? avy aiza ara enao io?
17. bozimanga ( 16/09/2005 13:22)
izaho koa mba vaovao ka andao ary isika hamorona lohahvt vaovao mba hoentina hiady hvt eh @izay mba tsy ela dia mifankazatra @ireo namana rht efa tranainy sa ahoana daholo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4143