exam tsy milay

1. rakotole ( 13/07/2005 13:48)
ny anay ny bacc lava B ka makaleo
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:15
2. mpanakiana ( 13/07/2005 14:44)
ka in ny aleha any fa tsy nde miandry omby!!
3. fasaly ( 13/07/2005 17:25)
de raha hiandry omby de ho aiza???
4. fijo ( 13/07/2005 20:17)
ho aiza moa fa any antsaha e
5. sonwin ( 13/07/2005 22:40)
dia refa any antsaha dia mitono mangahazo e:)
6. jhouhlambout ( 13/07/2005 22:58)
De voky:@
7. sonwin ( 13/07/2005 23:01)
de matoritory eo ambony bozaka8)
8. sasa ( 14/07/2005 04:40)
d avy eo mitanin'afo fa ny andro izao mangatsiaka:roll:
9. tapitra ( 14/07/2005 05:27)
sady any antsaha misy baka kely
10. ainaheri ( 14/07/2005 07:41)
ra be ny ronono d omena andr8
11. kally ( 14/07/2005 12:20)
Ka raha ela be vao alohany ny vidin-dronono dia ahoana?
12. sonwin ( 14/07/2005 12:41)
dia miandry fa efa miandry ihany
13. fijo ( 14/07/2005 20:32)
dia minonoa fotsiny ihany ko
14. sonwin ( 14/07/2005 21:16)
dia manana faharetana
15. sasa ( 15/07/2005 05:15)
d miasa mafy miasa tsara aza matahotra minoa fotsiny ihany fa ny vola ho avy tsy hoe otran'ny volan'ny CNAPS
16. fasaly ( 15/07/2005 06:54)
ka raha tapahandra8 ny karama ny mpianry omby?
fa tsy tsra ny vokatra????
17. welie ( 15/07/2005 08:24)
Dé aleo njay miandry kisou ka!
18. booboo ( 15/07/2005 09:07)
ka efa glin'ny ramoletaka aby zareo dé akory atao ?
19. sasa ( 15/07/2005 10:27)
d milalao tanana sisa e mety kou anie io e
20. sonwin ( 15/07/2005 14:11)
dia hanamboarana saosisy ny kisoa ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4991