Climat!!!!!!

1. ainaheri ( 11/07/2005 05:59)
Araka ny vinavinan'ny mpijery toetr'andro,
dia mety hisy fiovana be dia be izany aorian'
ny 2020 manerana ny zao tontolo zao.
Mba alaivo sary antsaina hoe ny any Dago!!
2. lo ( 11/07/2005 07:02)
sady toa hoe rah izao no mitohy dia tsy hisy ala intsony eto Dago am 2020, araky ny filazan'ny manampahaizana. Amzao efa latsaky ny 14% n'i Dago sisa ny ala, d lasa hiova tokoa ny toetran'andro na d zay fotsny iany aza
3. yonikafopl ( 11/07/2005 08:11)
na amzao fotoana izao aza toa tena efa miova le klima kou, efa miova isanandro:oops:
4. HeryLo ( 11/07/2005 08:12)
Zao ary efa tena grave be kou !!
5. samguitare ( 11/07/2005 15:16)
:twisted:
Io zany tsy atao mahagaga fa isika alombelona ihany no tena mpanimba ny tontolo iainana eto ambonin'ny tany.Tsy misy zava-boary hafa izany manimba tontolo iainana fa dia isika no mizaka ny nataontsika è.
6. ainaheri ( 12/07/2005 08:53)
:D salut aza tezitra mo fa ataovy ampitsikina:lol:
fotsiny d mande ho azy ny zvdrehetra8)
7. bichette ( 12/07/2005 09:19)
tsy maharaka ny photosynthese ny zavamaniry mifoka ny CO2 fa be loatra, dia zavatra maro ataon'ny olombelona koa araka ny teniny samquitare no manimba ny ozone, ny ny cycle ny nature rehetra. atahorana fa tsy hay ny zavatra mety hitranga tampoka.
nareo ve tsy mahatsapa fa mihamafana izany ny andro ary ny meteo matetika tsy mifanaraka araky ny vinavina
8. ainaheri ( 12/07/2005 11:31)
ie matetika izy diso fona nefa efa nolazainy
mialoha kosa hoe;prevision climatique
9. kally ( 12/07/2005 13:43)
Ny meteo frantsay io tsy mahay milaza io?

10. cutie ( 13/07/2005 00:36)
samguitare [ Valio ] 11-07-2005 17:16:40
Lohateny : Re : Climat!!!!!!

Io zany tsy atao mahagaga fa isika alombelona ihany no tena mpanimba ny tontolo iainana eto ambonin'ny tany.Tsy misy zava-boary hafa izany manimba tontolo iainana fa dia isika no mizaka ny nataontsika è.

Tsy aleo ve mitady vahaolana , toy zay we de hizaka ny nataontsika eo:fotsiny ??:roll::roll:
11. kally ( 13/07/2005 07:23)
Inona no vahaolana @ hadalan'ny olombelona ary, fihatsarambelatsihin'ny tany mandroso fotsiny ny hoe arovana ny tontolo iainana, resa-be io.

Inona no mahatonga ny tondra-drano be sy ny haintany be eny rehetra rehetra io fa ny fanorenana trano eny amoron-drano, dirin-kavily any an-kafa ny rano na totorana mba hanorenana trano amin'izay mba "pieds dans l'eau", jereo ny fonon'entana vazaha ny entana ao anatiny kely dia kely nefa ny fonony ngeza be ohatry ny inona, fako daholo ireny dia hatao aiza,nahoana no tsy misy lalàna mandrara ny fanaovana an'ireny na mametra ny fonon'entana azo ampiasaina?Jereo atao lamaody indray izao ny mamoaka yaourt na ronono anaty tavohangy plastika kely bilitika,mahalany firy vao voky dia fako be mivangongo.Tara loatra e!
12. cutie ( 13/07/2005 14:16)
Ny vahaolana: hatsarao ny tontolo manodidina anao , mamboly vonikazo ohatra , manao zaridaina, mamboly hazo, arovana ny ala sy ny biby , mi-sponspor ny ezaka fanatsarana ny tontolo iainana, manao recyclage

ny nataoko zao de ny nanampy ny ezaka fanaovana fatana mitsisy tany Atsimo.
Fanabeazana any an-tsekoly ( education) momba ny ala sy ny biby .
Refa ny tsirairay no samy manadray andraikitra de efa tsara zay .

De ho jerem-potsiny ve ?? lolllllllll
13. britney ( 13/07/2005 17:06)
tsara be mintsy tohizo!
14. pitchou ( 14/07/2005 12:17)
britney> aza atao hoe tohizo kosa moa fa mba ataovy hoe "zà koa mba hanao" e!
15. cutie ( 16/07/2005 18:23)
pitchou , britney manaraha e :-*:-*:-*
16. bichette ( 23/08/2005 08:05)
misy rechauffement de la planete amin'izao fotoana izao ary na ny animaux migrateurs aza ny ankamaroany dia tsy mankany amin'ny toerana falehany intsony indrindra ireo vorona. Ny arctique mihamafana .... matahoatra ireo mpikaroka fa raha izao no mitohy dia tsy azo hiainana intsony ny tany atsy ho atsy
17. Herimiafina ( 28/08/2005 22:42)
Mbola vinavina avokoa izany rehetra izany. Ny amerikana dia niala tamin,ny protocole de Kyoto sy ny principe de precaution mikasika ny changement climatika satria hono tsy misy profo izany fiovana rehetra izany fa efa tamin,ny 1900 no efa nilazana fa hisy fiovan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4387