You are here: home > Forum

Coast to coast Madagascar- flm vaovao...

Lohahevitra : Sarimihetsika
Fitohizan'ny hafatra : Coast to coast Madagascar- flm vaovao...
Valiny : 12
kitjo - 06/07/2005 12:07
Mbola mitohy i Madagascar...

http://www.lexpressmada.com/article.php?id=33607&r=3&d=2005-07-06
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 06/07/2005 21:03
kitjo an le sipa role no tena milay eto ko.sa;;;;
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 09/07/2005 15:19
fa mano ahona izany le ?
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 09/07/2005 16:03
merci akia kitjo nampita vaovao. :-*
Valio | Miverina eny ambony
jhouhlambout - 10/07/2005 11:28
Efa miha malaza zany i Madagasikara:@
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 10/07/2005 23:57
malaza mitsy Madagascar aka, hi triple hono ny isan'ny touristes @ 2007
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 14/07/2005 19:46
efa me malaza mintsy alony e! efa mba miseho ecran be ilay soratra madagascar eny amy grande surface, amy tele eny amy sisindalana rehetra iny.
cutie:de raha hi triple ny touriste de ho be ny zaza metisse zany après ny 2007 an!
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 14/07/2005 21:31
fasaly nga ho voatery an'zany kosa e. :-D:-D:-D:-D
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 15/07/2005 09:30
ka efa we lay sipa moiodina be rehefa mis tourist ko!
iza no mahalala, na ny bandy ko aza mety hiodina...
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 16/07/2005 05:28
fasaly avelao samy hiodina any daholo zany refa mety aodina . :-D:-D:-D
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 16/07/2005 19:03
de miodikpdina eo dooly de samy fanina amy farany e!:{:{:{:{
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 16/07/2005 20:14
de mijanona refa fanina ka.
Valio | Miverina eny ambony
vegas - 23/07/2005 14:49
misaotra an'i ravalomanana :-*
Valio | Miverina eny ambony