Guerre des Mondes

1. hery ( 02/07/2005 16:27)
Vao avy nijery aho (mba nivoaka alohan'ny tany Frantsa indray io teto Italie)... fa tsy dia tsara loatra. Malaza be ilay izy, ilay concept koa original fa forcer-na be ny fiafarany... mikorontana e.
Ilay hevitra nampifangaro an'ilay fiction amin'ny olana eo amin'ny fianakaviana aloha dia hevitra tsara... fa Amerikana loatra ilay izy. Tsy tahakan'i Armagedon. Izao tontolo izao no voatafika kanefa i Amerika ihany no nasiana resaka.

Jereo ihany raha mazoto e...
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:21
2. mishou ( 02/07/2005 22:33)
hery> laozanany foana nagaha nareo :wink:
hitako t@ vaovao koa io hoe hivoaka cinema eto france ato ho ato
3. cutie ( 04/07/2005 00:00)
le war in the world ve zany film zany sa in .
Raha io manko de vo handeha hijery mitsy za zao .
4. kitjo ( 04/07/2005 13:29)
nandiso fanantenana

aleo iany Madagascar

Aleoko ary le Batman Begins na Fantastic 4...hahaha....lasa zazakely ngamba za
5. cutie ( 04/07/2005 18:49)
Za alou avy nijery fa tsara le izy e.
Le effet speciaux manja be , fa saingy mampatahotra kely .
Tsy azoko ny lazain'i Hery @ le we voafitaka zao tontolo zao nefa Amerika ihany no asiana resaka.
Nisy resaka famitahana nga tao . Za alou tsy nahita e.
Ny hitako de adin'ny monde anankiroa le izy .
Ny iray monde-tsika (olombelona) # monde extraterrestre.
6. scorpion ( 05/07/2005 17:56)
ka asongadiny tsotra izao hoe amerikanina ilay monde tsika e, any ihany nga no favy?:evil:
7. dadabe ( 09/07/2005 13:21)
zah tena tsy kopy an'ilay resakam mihitsy kle :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1833