Voankazo

1. hery ( 02/07/2005 09:40)
Mitady anarana voankazo fotsiny zah. Dia mba omeo ny dikany amin'ny teny gasy raha hay.

Orange = Voasary :-)
Raisin = Voaloboka
Banane = Akondro
Abricots = ?
Fraise = ?


Mba tohizo ooo
novalian'i attn ny 19/09/2005 13:01
2. ftma ( 02/07/2005 10:03)
Hery misy voakazo tsy misy any @ntsika anie dia tsy hahitana anarana e
prune = voandamoty
melon = voantango
mûre = voankazondandy
pastèque = voanketsihetsy
cérise= ?
figue = ?
kiwi = ?
3. hery ( 02/07/2005 10:28)
figue = Aviavy
melon = ?
4. ftma ( 02/07/2005 11:45)
hery ko tsy mamaky efa nolazaiko ery ambony:lol:
melon = voatango
riffeur: hafa kely izany melon ela izany
5. jentilisa ( 02/07/2005 12:20)
melon koa midika hoe voatavo ka
6. stephane197 ( 02/07/2005 13:01)
toamati? = voatabia
7. mihanta ( 02/07/2005 13:54)
pêche=paiso
avocat=zavokà
mangue=manga
corossol=voatsokona:-D
8. Lov ( 02/07/2005 16:19)
Amphalibe = ampalibe
Canel = zaty
Fruit a pain = Firapaina
Banane =kida
Letchis = letisia
Paume = varimasaka
9. mishou ( 02/07/2005 22:32)
lov> Jacques: ampalibe
fruit à pin: soanambo
pomme no varimasaka
mélon tsy voatango fa samy hafa fa any dago ny mélon no atao hoe voatango fa ny mélon aty hafa mihitsy na dia samy mitovy aza ny voany ao anatiny
passion: garanadrelina
grenadine: ampongaben-danitra

10. aristar ( 03/07/2005 07:22)
mishou> ny voatango any Dago (fotsifotsy) dia variété-na melon. Misy aohotran'iny aty andafy faha tsy dia tian'ny olona firy aohatran'ny melon de Cavaillon. Samy cucurbitacée sahala @ voatavo izy ireo (>jentilisa).
melon d'eau (pastèque) = pasiteka
sapote (fruit du sapotillier) = sapoty
bibasse (fruit du bibassier) ou néflier du Japon = pibasy
goyave (langue des Caraïbes : guayaba) faha tsy ny teny frantsay noho avy @ teny gasy = goavy
cacahuète = voanjo
grenadille = garanandrelina
grenade (fruit du grenadier) : grenady
clémentine (du père Clément qui créa le fruit) = klementinina
mandarine (esp: naranja mandarina "orange des mandarins") = mandarinina
citron = voasary makirana
kumquat (anglais kumquat du contonnais gam "or" et gurat "mandarine") = ? voasary kely konfity
lime = ?
11. rrasoa ( 03/07/2005 09:37)
ary ny rôtra sy ny zamborizano ????????????
12. RockyMaivia ( 03/07/2005 16:15)
-Lime= io no ataontsika hoe voasary makirana any @ tsika ireny, dia mba hafangaro ao izy sy ny "citron" eh!
-ftma> aza atao hoe voakazondandy fa ataovy hoe voaroihazo ilay zavamaniry ny voaroy ny voankazony:wink:
Ka atao inona anefa izay anarany @ teny gasy sy teny frantsay sy inona any eh?? Samy ao Madagasikara aza samy hafa ny anarany arakaraka ny faritra koa, zay ve no hamakiana loha? Dia izay no antony nahatonga ny anarana @ teny latina nampiasaina mba tsy hanahirana!
canelle=Cinnamomum zeylanicum
banane= Musa paradisiaca
kiwi= Actinidia chinensis
Dia aoka izay fa mankaleo ny hitanisa anzany!!
combawa= Kaffercitrom
Bergamottier,Bigarade,Bigaradier,Bigarde,Citronnier,Limette,Limette,acide
Limettier,Limon,Orange,Orange amère,Orange douce,Orange forte,Orange sauvage= Citrus aurantius
13. ftma ( 03/07/2005 16:18)
rotra = acajou ( dictionnaire) fa tsy hitako ny mampitovy azy ireo
pamplemousse = hangibé
coco = voaniho

mishou na ny melon aza anie ty misy anarany maromaro e fa ny antsika misy anarany samy hafa?

14. bichette ( 04/07/2005 09:55)
coco : voanio, tsijavo
inn moa ny jujube @ teny gasy ?
voazato : ?
kounkoun : ? inn @ teny vahiny
15. bichette ( 04/07/2005 09:56)
corossol inn @ teny gasy
16. majakely ( 04/07/2005 10:04)
crrosol,voasokona hoe ko!
Ary ny tsinefy =?
17. majakely ( 04/07/2005 10:10)
tamarin=vomadilo na kily
papaye=papay na paja
18. bichette ( 04/07/2005 12:04)
majakely > mapaza fa tsy paja sa izany paja izany koa ny fiantsoana azy any @ toerana sasany
19. majakely ( 04/07/2005 13:04)
bichette =ye !
20. chipie1 ( 05/07/2005 08:10)
framboises > ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7718