an-dafy

1. sanana ( 01/07/2005 11:36)
tohin'ny nen'i suesse,
f'anga refa misy cas ray otran'izay de zay daoly ny manjo ny ankizy any an-dafy?
mba misy ihany reo mihetska sy mikaroka etsy sy eroa.
marina fa misy fotoana mety ahatsiaro tena irery izy ireo fa rehefa misy kosa ny atao... tsy hitako zay olana.
Raha tena vonona ny hianatra sy hahazo fahalalàna aloha dia aleoko lavitra ny any ivelany satria, ny mpianatra eny @ ambaratonga ambony (madà) tsy sasatry ny mi grevy na lehibe io na kely, hany ka tsy misy fianarana mandé @ zay laoniny. Sady zay refa vita koa ny fianarana dia mbola galèèère hafa ndray ny mitady asa raha hahita.
tsy voatery hijanona any nge eh! entina mody hanasoa ny firenena ny azo tany, sa aona?
novalian'i xxx ny 18/09/2005 15:26
2. bichette ( 01/07/2005 12:13)
sanana > eny aky a fa resaka moral aloha mazana andafy wa, mijery psy ny ankamaroan'ny vazaha. ilay enjikenjika no tena mazana be
3. fasaly ( 01/07/2005 13:05)
marina izany, betsaka koa anie ny gasy mba efa en situation tsara aty e! na dia mbola maro koa aza no mbola somary miodina sy miady kely amilay izy fa tsy maintsy mandalo eo daoly ary mila ezaka de taf foana e! tsy miravoravo tanana fotsiny, hoe gasy aho fa miavona! an ! araka ny filazan'ny suesse, aty antanin'olona tsy mila miavona fa sady tsy misy asa ratsy aty e! ho very eo izay miavona indrindra ho an'ireo izay mbola eny ampiandohàna.....ka bon courage daholo ho an'ireo zay mbola ao amilay tena mbola enjana be e!
4. kally ( 01/07/2005 15:05)
Ny fiainana eo ihany fa eo koa ilay mahatsiaro irery, any Mada zatra mifampitaritarika hoe andao isika sy indry ho ary na hoe andeha hantsoiko i anona hiaraka amiko:ianao dia ianao irery na faly na tomany fa tsy misy an'iza ho sarangotinao eo!
5. ainaheri ( 01/07/2005 17:03)
ita ko ndrindra lay manjombona iny ny andro
mampitehitomany zany
6. welie ( 01/07/2005 17:39)
:roll: indrindra raha tsy mahita gasy mihitsy...
7. STONG ( 01/07/2005 18:33)
ndriiiii:cry:
8. zakilinina ( 01/07/2005 20:38)
raha samy hitady gasy ihany,tsy aleo ve mijanona eto Madagasikara ?
9. hery ( 02/07/2005 06:21)
zakilinina> misy laharam-pahamehana...

Fa na tsisy gasy koa aza anie rehefa mahay miaina ianao dia lasa namana be ny vazaha e. Misy loabava mihitsy hoe sympa ohatran'zany daholo ve ny gasy? :}

10. kally ( 02/07/2005 07:10)
Aty amin'ny toerana misy anay, miresaka ny olona miresaka fa samy maka ho azy any an-tranony avy eo,zareo tsy zatra an'izany,na toerana iray aza no haleha dia samy mandray ny fiarany dia miara-misakafo ohatra na miara-miantsena dia vita iny dia samy maka ny fiarany dia lasa.Tsy dia mifampidipiditra an-trano koa zareo fa raha misy resaka aza dia an-telefônina, na mpinamana be aza dia izany ny fiainan-dry zareo.
11. kally ( 02/07/2005 07:11)
Aty amin'ny toerana misy anay, miresaka ny olona miresaka fa samy maka ho azy any an-tranony avy eo,zareo tsy zatra an'izany,na toerana iray aza no haleha dia samy mandray ny fiarany dia miara-misakafo ohatra na miara-miantsena dia vita iny dia samy maka ny fiarany dia lasa.Tsy dia mifampidipiditra an-trano koa zareo fa raha misy resaka aza dia an-telefônina, na mpinamana be aza dia izany ny fiainan-dry zareo.
12. fasaly ( 02/07/2005 10:49)
ka io indray alony de efa fomba fiainan'ny vazaha izany e! fa rehefa miaona de miaona fa rehefa samy maka ho azy de maka ho azy, misy mahatsara azy ihany eo amy fiaraha-monina ka!
13. booboo ( 02/07/2005 11:01)
ié!
14. kally ( 02/07/2005 15:57)
Ka izay no nitenenao hoe ho an'ny gasy zatra mifampitaritarika sy mpiaraka @ namana dia fay tsara rehefa any an-dafy fa dia eo ianao eo!
15. fijo ( 06/07/2005 22:59)
ka aleo hoavy dia mianatra ny aty izy e
16. Shobi ( 01/08/2005 07:31)
zakilinina:

raha samy hitady gasy ihany,tsy aleo ve mijanona eto Madagasikara ?



Tsy dé mampivoatra koa nge raha gasy be daholo ny manodidina ny tena rehefa aty an-dafy e!
17. Shobi ( 01/08/2005 07:33)
zakilinina:

raha samy hitady gasy ihany,tsy aleo ve mijanona eto Madagasikara ?



Tsy dé mampivoatra koa nge raha gasy be daholo ny manodidina ny tena rehefa aty an-dafy e!
18. fasaly ( 01/08/2005 14:19)
marina izany, tsy dia mampivoatra loatra fa vao maika aza mifampitarika amy ratsy ny fiafaràny,
tsy misy maharatsy ny manana namana vazaha, fa na seule koa aza aho tsy dia olana, izaho koa nanana chance fa mba maro havana aty dia entre famille dia ampy e!
19. bichette ( 01/08/2005 14:35)
ilaina ny mba mifanerasera @ vahiny ahafantarana ny culture-ny, hianarana zavatra, ahalalana ny mentalité-ny sady ahitana koa hoe aza ho aiza ny asy % ny ireo olona sy firenena mandroso
20. fijo ( 03/08/2005 22:24)
tandremo ihany le sakafo milay tsika sao hadino an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8755