MIANTSO VONJY

1. Mimiko ( 29/06/2005 13:59)
Miantso vonjy @ izay namana rehetra namomjy ny fetin'ny 26 Juin teto Berlin (Allemagne) zaho satria hadino tany ny Foto-aparaiko (Olympius/Digital). Ka sao mba nisy nahita azy ka nitondra azy nody aloha dia mba maka Kontakte amiko azafady. Vonona zaho hanome 50 euros ho fisoarana anao.
Misaotra mialoha.
Falifaly@gmx.de
novalian'i Veloo ny 05/08/2005 17:04
2. welie ( 29/06/2005 15:44)
oups Mimiko! Misy olona fantako nandeha tany fa alefako ny hafatrao o!
3. fijo ( 29/06/2005 20:05)
tsa mba aho, tsa mba aho e
4. JobeTDM ( 29/06/2005 23:47)
Oui, j'etais la et j'ai vu un cam numerique olympus, il est avec moi en ce moment. Et comment pourrais-je savoir tes contacts afin que je puisse te le remettre si c'est bien a toi l'appareil ?

Cla
5. welie ( 30/06/2005 09:29)
JobeTDM> Ilay olona mba sérieux mikozy dia enao manadala.. pfff... Je te connais cher ami!!! Hehehe!!!

6. fijo ( 30/06/2005 20:30)
welie an ngaha vazaha daholo nareo le????
7. vegas ( 30/06/2005 23:17)
Mimiko> tsy efa nivadika chiffre ve zany nama a? Enao anome 50 euro nefa izy mety ahalafo azy ho 150 euro. Mazotoa aloa dia aza kivy e. Mirary anao ahita ny appareil-nao.
Za manome 70 euro ze nahita io o!:P
8. fijo ( 04/07/2005 22:04)
vonjeo kosa izy e
9. welie ( 06/07/2005 17:31)
fijo> Tsy nivadika za ka! :-P
10. fijo ( 06/07/2005 20:20)
tsy ndry no nivadika ka.
11. welie ( 07/07/2005 16:42)
fijo> Za gasy fa tsy vazà zany re ka! hihihihi...
12. fijo ( 08/07/2005 04:49)
ndry sao dia gasy vza
13. sonwin ( 23/07/2005 18:22)
kay ve misy mimiko zany any allemagne e
14. Veloo ( 25/07/2005 20:39)
O ry JobeTDM a efa nomeny io kosa ny adiresiny e ... Mba avereno raha any @ nao. :-D:-D
15. fijo ( 27/07/2005 20:41)
ka ny azy anie avy dia TDM e
16. welie ( 28/07/2005 12:25)
fijo> lol... Tonga Dia Milaiso veuh???? lollllllll

mimiko> efa hitanao ihany ve le izy?
17. fijo ( 28/07/2005 21:29)
welie ,izay mihintsy.any dia tsy hita iny.
18. mandrindra ( 29/07/2005 08:54)
inn no any dia tsy hita ao @ TDM ry fijo?
19. fijo ( 03/08/2005 20:49)
izay azony ka
20. Veloo ( 05/08/2005 17:04)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.252