Maika ery ho any an-dafy

1. suesse ( 26/06/2005 10:19)
Maiaka ery ity ra-zandry fa ho any andafy hono tsy fantany mantsy hoe inona no miandry azy any!
Lasa soa amantsara tsisy olana rehefa tonga tany anefa dia vaky nitaraina fa hoe henjana be ny fihainana any ,tsy mahita asa isan andro mikaroka fa lany hevitra 2 taona i ra-Zandry no niodikodina tao an-dafy tao fa tsy nahita rirany ny andro mandeha ,ny taratasy lany daty ,ny vola tsy misy ny tena irery an tany n´olona ,ka ny hany hevitra farany dia ny nanao ny fomba tsy fanao "????" tena nampalahelo .Ankehitriny dia nanambady Vazaha reraka sy niteraka satria tsy hita intsony izay haleha .
Koa ho anareo izay mbola tsy nahita mitandremy fa ny any an-dafy akory tsy mora2.
novalian'i fijo ny 21/09/2005 22:38
2. xxx ( 26/06/2005 10:50)
Tsisy olona hino anao ,izaho koa efa nipetraka 10 taona tany an-dafy nanambady vazaha fa ny fihainako nandritran´ny 10 taona dia ranomaso,halahelo,sorisory .
Niteraka aho 2ny zanakay fa hatramin´ny nisian´ireo zaza ireo vao maika nitombo ny olana maro be isak arazany ,tsisy maminy ny fahainako nanditran ´ny folo taona an-kehitriny dia eto Madagascar aho izao ,nody tamiko indray ny fifalina ,ny tsiky ,ary koa tsy mitebiteby sy mifern´aina intsony toa ny teo aloha aho.Raha mitatara ny fihainako tany an dafy aho amin ny namako Gasy na ny Havako dia gaga aho fa tenA tsy mino ahy ry zareo!!!inona ny antony tsy hinoan-dry zareo ahy
Misaotra anao nanao vavolombelona io resaka an-dafy io.

Maiaka ery ity ra-zandry fa ho any andafy hono tsy fantany mantsy hoe inona no miandry azy any!
Lasa soa amantsara tsisy olana rehefa tonga tany anefa dia vaky nitaraina fa hoe henjana be ny fihainana any ,tsy mahita asa isan andro mikaroka fa lany hevitra 2 taona i ra-Zandry no niodikodina tao an-dafy tao fa tsy nahita rirany ny andro mandeha ,ny taratasy lany daty ,ny vola tsy misy ny tena irery an tany n´olona ,ka ny hany hevitra farany dia ny nanao ny fomba tsy fanao "????" tena nampalahelo .Ankehitriny dia nanambady Vazaha reraka sy niteraka satria tsy hita intsony izay haleha .
Koa ho anareo izay mbola tsy nahita mitandremy fa ny any an-dafy akory tsy mora2.



Nahitsy fa tsy voapetraka ilay [quote]

Nahitsin'i hery
novalian'i xxx ny 26/06/2005 12:17
3. fasaly ( 26/06/2005 15:23)
suesse:

Maiaka ery ity ra-zandry fa ho any andafy hono tsy fantany mantsy hoe inona no miandry azy any!
Lasa soa amantsara tsisy olana rehefa tonga tany anefa dia vaky nitaraina fa hoe henjana be ny fihainana any ,tsy mahita asa isan andro mikaroka fa lany hevitra 2 taona i ra-Zandry no niodikodina tao an-dafy tao fa tsy nahita rirany ny andro mandeha ,ny taratasy lany daty ,ny vola tsy misy ny tena irery an tany n´olona ,ka ny hany hevitra farany dia ny nanao ny fomba tsy fanao "????" tena nampalahelo .Ankehitriny dia nanambady Vazaha reraka sy niteraka satria tsy hita intsony izay haleha .
Koa ho anareo izay mbola tsy nahita mitandremy fa ny any an-dafy akory tsy mora2.


aiiiiy!
aza mbo mifanenjika aky fa fiainana dooly zany a! samy mitady zay mahasoa anie aky e! atao ahoana fa tsy izy ihany anie no manao io fa izay manankatao amy fivoahana rehetra de lasa e! noho inona?????noho ny hamafy ny fiainana any dago any ihany, matoa aky tsika gasy tonga aty ivelany aty ddoly mila rvinahitra de zavatra iray daoly ihany ary itovizana ny nadaozana ny tanàna a! fa ao ny manana chance nahita izay tadiaviny ao no mbola miady amy izay ho tadiaviny ka raha nanambady vazaha sy niteraka izy, tena nanana chance be mintsy satria afaka nijanona ary mba nahita sy nanomboka ny tena hatao hoe fiainana ka aza de omena tsiny loatra e!
betsaka ny ankizy miodina fotsiny tsy mahita riarany refa tonga aty andafy fa tsy fidiny aky a! de au lieu de hanampy azy ve de .....
4. huitcentsix ( 26/06/2005 19:43)
Miala tsiny amin\'ny Suesse sy xxx aho fa io miankina amin\' ny vitan\'ny tsirairay avy.Ny problema isan-karazany tsy maintsy misy na any Dago ianao na eto an-dafy fa anjaranao no mamaha azy .Marina fa betsaka ireo ankizy miodina fotsiny fa maro be koa ireo efa mba nahita ny anjarany, miasa...
Ny momba ny fanambadiana vazaha indray, ataoko fa samy manana ny anjarany sy izay safidiny koa io. Na maizina, na tavaratra, na gasy ihany no vadina, Andriamanitra no mandahatra. Matoa izay ny fiainany dia izay izany no anjarany.
Bold textFa ilay mifanenjika ajanony fa samia manao izay mahasambatra ny tenany tsirairay avy.Bold text
Sa tsy izany ?
5. cheboman ( 26/06/2005 22:02)
suesse:


Koa ho anareo izay mbola tsy nahita mitandremy fa ny any an-dafy akory tsy mora2.



aiza no misy ny moramora ary e?
6. xxx ( 26/06/2005 22:06)
:oops:
7. lilbon ( 27/06/2005 04:20)
SALUT!:):)
Maika ho any an-dafy!?
Ry namana malagasy !ianareo zay m'petraka any ivelany!
andeha ho any an-dafy haninona ?
marina fa tsy mitovy ny karama fa 15x eo ho eo ny any ;
anefa dia izao lafo ny fiainana ka todiho ny tanin-drazana fa tsara lavitra ny miaina eto.inona no tsy htanao rah eto indrindra fa raha eto an-drenivohitra
raha hianatra hianareo dia mandehana ,rah hitsangatsangana kou !fa ny hipetraka tsy mifankaiza .
NY fivoarana ve ?hazavao izay tena manintona anareo any?aretina ve?afa-tsy ny voatery soloina fo angaha!
8. pitchoune ( 27/06/2005 04:51)
lilbon sy xxx
Tena fantatro fa tena hafa ihany ny any an tanindrazana raha resaka fiainana no jerena nefa tsy maintsy misy indro keliny avokoa ny zava drehetra. Misy karazan'olona tsy afa po amin ny fidiram bola tany ohatra dia mba mitaditady hevitra any an kafa, ary lalàn ny fiainana izany, adala izay tsy mahay mitady ny tsaratsara kokoa, nefa koa anie ireny olona ireny mihevitra ny hanangona daholo dia hiverina hody e!!! Betsaka ny ankizy fantatro aty ivelany no manao izany, ny olona fantatrareo sendra solafaka no mety mbola tsy nahita izay mety tsara taminy fa betsaka koa ny olona efa mety aminy tsara ny zavatra iainany.
Ny momba ny fiainana kosa ry lilbon dia raha kely loatra ny eo am pelatanana tsy afaka ny iaina koa ka rariny kosa angamba raha mba mitady izay metimety. Raha aty an dafy ianao no mahay mitady vola sy mahay manangona dia mety rehefa miverina any Madagascar ianao mba afaka hanao izay fanaon ny olona, ohatra fotsiny hoe raha miasa herintaona ka tena vonona ny hanangona dia mety hahavita trano kely ho anao ianao, nefa raha any ianao mbola mety ho elaela mihitsy vao mety ho tonga amin izany tanjona izany.
Koa aza mba manakivy ny hafa kosa fa samy manana ny tandrify azy daholo io e!!!!
9. hery ( 27/06/2005 06:45)
Sady aza mieritreritra wah hoe tsy mijery ny tanindrazany ny ankizy aty.

Be dia be ny ankizy aty mihafihafy mihitsy fa vao mandray karama dia angonina na alefa any Dago hikarakarana ny ho avy...

marina fa misy koa aloha ireo nisafidy ny hijanona tanteraka :-( angamba tsisy azony ianteherana intsony any Madagasikara any...

Zahay hody ihany eee... :^) De teneno i Ravalo hoe amboary tsara ny tanàna fa ho avy zahay :-)
10. majakely ( 27/06/2005 07:50)
Eny wa ry Hery ! hody ihany isika moa ô!8)
11. fasaly ( 27/06/2005 09:09)
izaho indray alony anisan'ilay hoe mety hijanona tanteraka aty andafy e! satria ny fiainako de efa nahoriko taty zany e! fa tsy midika hoe handino ny tany noiaviana, gasy dia gasy ihany, mitsidika foana
ary ny fanampiana koa tsy adino.
libon:
marina fa tena tsara be ny fiainana any dago fa raha ampy vola , fa raha tsy misy vola de tena very mintsy an! fa na izany aza tena misy mahasamy hafa azy be ny fiainana dago sy andafy na amy lafiny ankapobeny izany e! aleo tsorina ny marina kosa e!
fa ny ankabeazan'ny ankizy aty de tena marina tokoa fa hatao fanangonana sy fitadiavana fotsiny aty e!...
12. ainaheri ( 27/06/2005 09:46)
suesse> izany no atao we fiainana amiko fa tsy miandry ho vantanina foana ary raha tsy manandrana ko tsy mahafantatra ny tsirony mitovy daholo io na avy aiza ianao na avy aiza !!ohatry ny we avy any Diego ianao mitady asa ao Tana nefa tsy misy havana tsy misy n'inon'inona fa tsy we akory ny aty andafy ihany eny mety ilaza ianao we tsy mitovy ny elanelana ny iray Tana ny iray Paris nefa kosa angamba hoy aho ny zvtr fonosiny mety hitovy ihany!!
13. STONG ( 27/06/2005 10:30)
Mirary soa ho anareo zay any an-dafy,ary kou ho ela velona anie MADAGASIKARA!!!!^:^^:^^:^^:^=D=D
14. radriana ( 27/06/2005 10:42)
Ainaheri, aleoko aloha ny ahy rehefa samy ho mafy ihany ny fiainana, mahantra any antanindrazana toy izay mahantra aty andafy, matoa mijanona aho mijanona aty hatramizao dia mbola mety ny atao fa mody ihany no ady eo rehefa mba misismisy. Aleoko mahantra manompo ny tanindrazana toy izay mahantra manompo vazaha dia ny mbola manao cotisation ho an'ny vazaha kamo miasa rehetra ihany koa.
15. suesse ( 27/06/2005 10:55)
huitcentsix:

Tsy manenjika aho sanatria ,vehivavy ny tena tsy hanenjika vehivavy sanatria fa ny tiako ho lazaina angamba tsy dia azonao tsara , ny fanotaniana hapetrako aminao dia moa ve sambatra ianao raha toa ka miady mafy irery an-tany n olona tsy kitay tsy vary maina ary ny fihainana ao an-dafy ao dia 100%mafy noho ny antanin-drazana mahafinaritra anao ve ny mieritreritra ny mety fijaliany isak´arazany ohatra iray no homeko anao io vadiny ankehitriny io dia S.D.F mazava ho azy fa na izy koa dia matory tsisy tafo izany ve no atao hoe fahafahana ? haleoko ny mifidy ny eo an´ilan ny Dada-Gasy toa izay an-dafy tsimisy antenaina .Miala tsiny amin\'ny Suesse sy xxx aho fa io miankina amin\' ny vitan\'ny tsirairay avy.Ny problema isan-karazany tsy maintsy misy na any Dago ianao na eto an-dafy fa anjaranao no mamaha azy .Marina fa betsaka ireo ankizy miodina fotsiny fa maro be koa ireo efa mba nahita ny anjarany, miasa...
Ny momba ny fanambadiana vazaha indray, ataoko fa samy manana ny anjarany sy izay safidiny koa io. Na maizina, na tavaratra, na gasy ihany no vadina, Andriamanitra no mandahatra. Matoa izay ny fiainany dia izay izany no anjarany.
Bold textFa ilay mifanenjika ajanony fa samia manao izay mahasambatra ny tenany tsirairay avy.Bold text
Sa tsy izany ?



16. bichette ( 27/06/2005 13:37)
zavatra iray tsy maintsy fantarina aloha rehefa mankany an-dafy dia tsy maintsy debrouillard tsara raha tsy izany tena tsy tafavoaka, maro ny olona sahirana kanefa misy ny tafavoaka ihany satria tsy miraviravy tanana fa dia mi fonce foana na inona na inona ary tsy mijajirika manao labozia ao antrano satria hono demoralizé , tsy mahita asa, tsy tian'ny vazà sns dia zatra loatra nisy an'i papa sy maman any dago ka sendra ny fiainana tokana sy mafy dia :snif::snif: sy :cry: sy :( sy :? no atao raharaha
marina daholo ny voalazan'ny namana fa io koa miankina amin'ny temperament ny tsirairay

tsy mora ny fiainana ao andafy re olona e !
17. booboo ( 27/06/2005 14:45)
Tsisy fiainana vita mora zany eto an-tany. An-dafy ou pas an-dafy. Rehefa mbola te-ho velona koa dia tsy maintsy mitady ny fika rehetra hahavelona : na ara-dàlana na tsy ara-dàlana. Anisan'ny fika hitan'ny sasany ny fankanesana any an-dafy, ny an'ny sasany mangalatra, ny an'ny sasany manao bizna etsetra etsetra. Normal raha kivy ndraindray @ hamafin'ny fiainana dia miraviravy tanana na izany aza mamy ny miaina dia tsy maintsy mitraka e ! an-dafy ou pas an-dafy.
18. bichette ( 27/06/2005 15:02)
booboo > calm injy :-$:-$:-$
huitcentsix > misy resaka vintana ihany fa izao koa, raha tsy mihetsika ianao dia tavela eo. ny ankamarony ankizy miasa ao andafy dia mba efa nandalo ny mafy daholo ny ankabeazany fa ny mihetsiketsika ihany amin'ny fiainana no tafita e
19. xxx ( 27/06/2005 15:11)
Tsy tinareo gasy efa any andafy ho tafita mintsy le gasy dia hody lazaina hoe mafy be ny fianana any andafy de we wawawa. Nefa hitanay amin'ny film fa milay be any. Tena tsy tia namana mintsy ianareo .:evil:
20. bichette ( 27/06/2005 15:34)
xxx > andana any an dafy dia ho hitanao eo e ! hizay no mety sady anao film ihany ve dia zavatra ratsy no haseho eo , ohatran'ny hoe haka sary ve i xxx dia ianao ilay vao mifoha iny no maka sary ianao ilay avy nitomany iny no maka sary ; tsara ho an'isé ny ny mandalo any andafy kely dia teneno anay ny hevitr'isé e ! dia mitondra voandalana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9815