You are here: home > Forum

mbo tandriy ihany izy io an!

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : mbo tandriy ihany izy io an!
Valiny : 2
sanana - 23/06/2005 14:48
gaga za fa toa tsy dia misy resak firy eto?
za mbo manontany izay any madà hoe manao ahoana zao ny fandehan'ny zordira ao tanà? mbola misy v ny mivangongo be etsy sy eroa sa efa voaandona tsara izy ireny?
Valio | Miverina eny ambony
zefalah - 06/08/2005 11:44
hahahahahaha :-D hahahahaha:-D

ka enao tsy mande any ko!! aiza no aitanao ze zavatra misy any? ry zareo any dago ko mo tsy hiteny anao zay tena zavatra misy any..fa t@ za tany alo de eee!! :-D vao may mitombo e..
Valio | Miverina eny ambony
kally - 07/08/2005 11:23
Izany dia mahatapaka ny tsinain'i zefalah fa maninona izao raha mandray kifafa sy fandraofam-pako?:cry:
Valio | Miverina eny ambony