FIHAONANA SABOTSY 4 JUIN IZAO ANY @ NIRJIMKA ANTANIMENA

1. naritsimba ( 30/05/2005 06:50)
Ity indray izany ny fihaonantsika manaraka araka izay efa fanao isam-bolana mba hifankahalalana.
- ny adresiny dia: LOT IVG 193
- ny misy azy indray dia: ANTANIMENA fa tsy behoririka zany
- ny lalana mankany: rehefa tonga eo @ POSTE Antanimena ianareo dia manaraka ilay lalankely mivoaka aty @ Immeuble SANTA (ex-RAMAROSON), mande eo @ 150 m eo ianareo dia misy trano iray vita @ feta ciment atoraka ireny eo,(marokoroko ny rindrina), juste alohan'ny hidinana ilay totoho-bato.
manga ny lokon'ny varavarana sy ny varavaran-keliny ary iray tokontany @ trano iray mavokely ilay izy dia ao le tantara no miseho!
Ny fotoana dia eo @ POSTE ANTANIMENA ampitan'ny CCESCA @ 6 sasany ka hatramin'ny 7ora hariva (18h 30 à 19h)
Manantena ny fahatongavanao zany zahay, dia samy mitondra izay voasaringotry ny tanana (tsakitsaky sy rano fisotro).
TONGAVA MARO
novalian'i tiana106 ny 31/05/2005 09:30
2. fijo ( 30/05/2005 23:02)
héééééééééé
3. ravatorano ( 31/05/2005 06:11)
fijo
4. godinbe2000 ( 31/05/2005 07:11)
fa hatr@ firy ny fihaonantsika oa @io 04 juin io fa otrany mbola misy zavatra ataoko rehefa avy eo ok an!
5. naritsimba ( 31/05/2005 07:51)
godinbe2000> tsy voafetra fa dia manomboka @ 7 hariva dia afaka mandeha aloha izya mbola manana zavatra ato e!
6. tiana106 ( 31/05/2005 09:30)
de aona ze te oany ve de mande refa mivatsy anle fandeany ?
ok zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171