vita soa aman-tsara ny fihaonana teny amin i jaya !

1. ravatorano ( 02/05/2005 06:22)
:D Masaka b ilay fihaonana teny amin i jaya teny ankazomanga atsimo ny sabotsy lasa teo.
Nangotraka tokoa ny fiahaonana satria nisy ny nanao cabaret nanpiarapeo tamin ny gitara ary tao koa ny nandihy ka samy nahazo ny anjarany avokoa.
Maro ihany ny namana tonga tany:jaya sy rindra,mimich,nala,fanja,patou,voahirana,glou,rindra, nirijimka,lilbon,liltax,majesty,taolana,diosezy, notron,mcz,princess,jacques,tianalove,mimi,capitou, maithe,ary ialako tsiny amin izay hadinoko.
Eto dia tsy hay ny tsy hisaotra an i jaya sy rindra tompon-trano nandray ireto namana tongaz tany.
Fisaorana lehibe no ataolotra ho anareo fa tena nahafinariotra sy tonga lafatra ny fandraisana,niaraka nifaly sy nihira ary nadihy tamin ireo namana tonga tany.
Misaotra antsika namana ihany koa izay tonga nanatevina indray ilay fihavanana nivoitra teto amin ity tranokaln ny namana serasera ity.
Eto ampamaranana izany dia miandry antsika indray i nirijimka ny sabotsy 04 jiona izao eny Behoririka ary defa lazaiana mialoha isika fa i kitjo sy namany anakiray efa nampanatena fa hiatrika io fihaonana io.
Misaotra antsika rehetra isika eh =D ^:^ :-* :D :wink:

Nahitsin'i hery
novalian'i andmia ny 28/09/2005 09:56
2. naritsimba ( 02/05/2005 09:28)
ary misy tsy voasoratry ravatorano kosa eh!
ireto ny tsy tadidin'drazoky, arimalala, Tà, naritsimba,nala4, aidan, voahirana, rabetsy, raondriana, herylo, ireo naman'ny mimich tsy tadidy ny anarany.
isaorana alou i mimich t@ le Nem e, sady lavalava tsara hihihihihi! de isaorana koa i jaya fa sady nampiantrano no natsiro koa le vary @ anana sy kitoza.
Zà indray de andeha foana hihihihihi, voa mafy ihany ze tsy manatrika fa ambiance milay be foana.
:@ 4 juin njay zany mifankahita ao Behoririka eh!
Dia manantena ny hahita an'i kitjo izany @ 4 juin eeeee!
3. Blackman ( 02/05/2005 13:07)
Sali daholo ry zalahy ssy zavavy milay izany rehefa mahazo ny anjarany daholo ny tsirairay fa ny tenanay moa kely be hadidy dia somary sahirana tatoato fa ny @ manaraka hiezaka ny ho avy .
kozy daholo e !!!!!!
4. tsondjo ( 02/05/2005 16:22)
tena mankasitraka wa e!!!!! sambatra ianareo afaka mihaona tahaka izany e!!!!!


oups, oups, oups, hihih hiandry izay lazain'ny avy any Trois Rivière indray we "naninona tany ianareo" hihihihihihi :lol: :lol: :lol: de nataonareo aiza ny vola azo tany??? hihihih
5. Veloo ( 03/05/2005 16:25)
Inn io ry reto? tsy mi-kopy ndray za :lol: :lol:
6. ikaretsaka ( 04/05/2005 05:51)
Oadray!

ravatorano> tena tsy mba afaka amboarina ve le daty?
Tena zay 4 vao maraina b miala any Dago :roll: :cry:

Eny e, fa tsy maninona fa manao fihaonana eny @ sisiny eny fts e...hihihi....d mirary fety milay be ho anareo foana.

Za ko efa mba nahita ny namana sasany ihany t@ fandalovana tany Dago t@ 2003 le tao @ Vatomanga fa le ranamana ray no tsy mahita...hhiihhiih
7. ikaretsaka ( 04/05/2005 05:53)
azafady
za nanoratra io ambony io fa hay tsy compte-ko ilay nisokatra.

kitjo
8. sonwin ( 04/05/2005 07:33)
:-D
9. booboo ( 04/05/2005 07:44)
:-D
10. Veloo ( 04/05/2005 19:32)
aiza aloha zany Jaya zany e? :lol: :?: :?: :?:
11. nirijimka ( 09/05/2005 12:28)
sali sali sali doly ary e!
nilay aloha le tany @ jaya iny e! ary hiezaka ny hanao ny ohatr'izay ihany ny tenanay!
fa zao e,ilay @ 4 juin,kosa ry reto tsy ao behoririka zany fa ao Antanimena a! ao ambadiky ny poste ao no misy azy fa tsy behoririka zany! ny bar de garde no any behoririka fa ny revy atao ao antanimena!
de manasa ny rehetra refa te hifety sy hiaraka ary ny tenanay ho avy e!
ireo izay tsy matanty kah mila vaniny ihany no tsy Bienvenue (hihiihihihi)!
zay fa manasa e! de ento ireo rehetra tena namana!
:^) :^)
12. Veloo ( 09/05/2005 15:18)
inn aloha zany Jaya zany :(
13. sasa ( 12/05/2005 05:39)
Veloo njy konko an anaran'ny namana anakiray aty Dago io dia tany aminy no natao le fihaonana
14. fijo ( 12/05/2005 20:58)
kay le ary kay za ti tara zavatra tsar be.ary mimich ity kay tena namako be an.
15. Veloo ( 13/05/2005 18:50)
sasa misaotra anjy aky :-* :-* :-* za ve mahalala aky :-D :-D
o ry fijo a iza ndray io mimich io?????? :?: :?: tsy itako akory izay anarana oe mimich ato knou :roll: :roll:
16. fijo ( 19/05/2005 21:14)
veloo misy mimich ao ka.
17. ravatorano ( 20/05/2005 09:35)
veloo
18. cutie ( 24/05/2005 02:16)
veloo, andao akia mba asiana fihaoanana aty amintsika a . :-D:-D:-D:-D
De avy eo manao tatitra eto :-D:-D:-D:-D
19. fijo ( 25/05/2005 23:13)
tairo ry cutie fa hoavy aho an
20. cutie ( 26/05/2005 00:35)
antsoy alou i veloo fijo:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3527