Afaka asiana Fihaonana manaraka hafa ve? Bira na Tana

1. kitjo ( 01/05/2005 13:27)
Miarahaba antsika rehetra.

Tsy nahatratra ny fihaonana 30mai izany izahay fa mety afaka asiana manaraka ve?

18 mai - 04juin no sendra mba handalo any Dago sao dia misy manan-kevitra? Izahay koa mba te hahita ny namana.

Roa izahay no ho avy :wink:
miampy kely fts dia afaka mihaona sa ? Vao mainka tsara ra bdb. :P

Manantena valiny e!
Mandra-pihaona...hiiiih
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:38
2. sipagasy ( 01/05/2005 13:55)
mmmhhhhh mahita oul ndeha haka rivotra za izany hihihihi de hikarakara inona koa re e!????? :lol:
3. lo ( 02/05/2005 05:01)
tô naheno za we le 04 juin any bira, fa tsy haiko rah tara lotra zany, ny alohanzay no tsy haiko
4. ravatorano ( 02/05/2005 05:56)
fanapahan kevitra farany teo amin ny 04 jiona ho avy izao dia hisy fihaonana tokoa ary i nirijimka no hazndray izany izay atao ao Behoririka.
Ny andro efa tapaka io fa y fotoana sisa na tao apremmidi iany na atao toy ny tany amin i jaya sy ry Blackman.
Noho izany aza mataotsa njiko kitjo fa d hahita ny namana maromaro tokoa anie eh.
Tongava soa ary eh sady anakiroa b izao :wink: =D
5. naritsimba ( 02/05/2005 09:17)
Efa tapaka fa dia @ 4 juin zany e, sady ao Behoririka,
Tongava maro fa tsy hanenina ianao, no hahita ny tsy fahita mahita ireo namana maro be mifety.

izay zany ry kitjo ah! tongava ny andro malaza
6. kitjo ( 02/05/2005 09:26)
ee....
misaotra namaly e

Fa tena 04 vao maraina izahay miala any Dago ka tsy hahatratra koa izany.
Tsy maninona fa manao fihaonana tsy ofisialy eny @sisiny eny tsika..hiihihih
7. bichette ( 04/05/2005 08:24)
ao 67ha aky a ! mihianana lasopy sa moa efa vita ny operation lasopy amin'izany ?
8. bichette ( 04/05/2005 08:27)
kitjo, roa an !!!!! tsy mandeha irery intsony an ! bonn e ! :-* :-* :-*
9. nirijimka ( 09/05/2005 12:35)
zao lesy kitjo a!
tsy voatery @ fihaonana ofisilay ihany anie ny revy sy ny fiarahana fa isaky ny mihaona e!
kah zao, za aty bira aty no miasa kah refa tonga njy kah manadalo aty de tadiavo za fa mora hita kely!
moa za koa miakatra tana matetika de any koa afaka iaraka @ rehetra zay afaka ankohoatr'ialy @4 juin!
nefa ny tena tsara de ahemontra kely ny depart nareo de mifety eny antanimena tsika!


tongava malaky ary fa eto azahay mianjy anareo!
10. kitjo ( 09/05/2005 15:10)
kory aby
nirijinka> sabotsy 21 zya any Bira fa jerenay any enao zany.

aiza ho aiza sa soratana any @ hafatra? hi hi

tena tsy afaka ahemotra aloha ny depart fa na zany aza misy namana hita eny @ sisiny eny iany k

11. Veloo ( 09/05/2005 15:15)
inn zany Bira kay? :lol: :lol:
12. kitjo ( 11/05/2005 05:04)
Oadray
Any @ misy hoe ambavahadimangitsy....hihii
le mi tsa tsa tsa :lol:
13. sasa ( 12/05/2005 05:41)
veloo njy kou tara foana any antsirabe no atao hoe Bira
14. fijo ( 12/05/2005 21:03)
vakansy marina i izany andro izany an.kitjo za koa te hoany fa saingy tsy mety e.
15. kitjo ( 13/05/2005 11:05)
sasa> mbola ts niova v num phone njy?
16. fijo ( 19/05/2005 21:14)
hummm
17. pitchou ( 24/05/2005 11:32)
kitjo> tena zao zà vao nahita an'ity nefa zà tany bira ny 21 sy 22 ary 23 vao nody!!!! takizay nifankahita tany
d rôviana njy, ndray "nareo" manko e! miakatra eto tana?

18. pitchou ( 24/05/2005 11:34)
kitjo> tena zao zà vao nahita an'ity nefa zà tany bira ny 21 sy 22 ary 23 vao nody!!!! takizay nifankahita tany
d rôviana njy, ndray "nareo" manko e! miakatra eto tana?

19. fijo ( 25/05/2005 23:14)
mamo indray pitchou dia mamerinaindroa an
20. pitchou ( 26/05/2005 18:43)
hihihihihi! sady nisakafo aho no nanoratra teto ko! d kofona d voatsindry in2 le zavatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2598