detournement de mineur!

1. maditra ( 24/04/2005 22:19)
hihi, tsy tratra maditra an!
F'ahoana ny eritreritrareo momba io. Firy taona izany ny olona eo anatrehan'ny lalana (Malagasy) vao afaka miaraka tsy misy olana amin'ny lalana? 18 ans?
Dia ny cas hitako matetika manko dia ny kofy ihany no mihinana ny tsy fihinany rehefa misy ireny cas ireny. Fa possible mampigadra joba 19 ans ve ny miaraka amin'ny kofy 16 ans?

novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:19
2. mishou ( 24/04/2005 22:25)
hi hi hi, tena marina loha izany fa tsy misy porofo ange ny olana @ kofy e, fa ny sipa raha niaraka taminao de ny tsirinainanao na ny virginité no azo hanaporofoina azy.
fa ny mifanohitra @ izay tsy mety aminao.
Ny kofy koa ange matoa miraka @ sipa zokiny te hahazo fanandramana e, ka nahazo tombon-tsoa tsy nadoa vola izy izany fa fianarana gratos koa mbola mitady hitory indray ve. Sa ahoana hoy i maditra
:-P :-P :-P :-D :-D :-D
3. maditra ( 24/04/2005 23:07)
mishou>hihiih!
Fa tsy ahoana hoy i maditra anie no tena tiako ho fantatra fa ahoana hoy ny lalana e! Fa na vehivavy io na lehilahy samy manao fanandramana anie!
4. gasmlay ( 25/04/2005 08:04)
mitovy ny sazy azo na ny lehilahy ary no zandriny!fanodikodinana zaza tsy ampy taona ihany! efa nisy io tany dago tany,ary nidoboka ilay vehivavy..
5. corrads2000 ( 25/04/2005 11:22)
ka ny tsara anie izany alohan'ny hampiarahana raha ny eritreritro dia raikitra aloha ny ankisava karampanondro e @ izay samy tsy misy blem
6. iartistika ( 25/04/2005 18:09)
ko rehefa samy noana nga misy ankisava karatra zany!!
7. xxx ( 25/04/2005 20:04)
Ho ahy dia tsotra e, AZA MAHAVOA NY GOAVY MANTA hoy ny fiteninay ahatagny antanana izay . Fa ny zavatra hitako mantsy dia raha sendra ny olona tsy tia anao enao no nanao izany dia ny kiho ange no raisina e. Maro no hitako sy fantatro fa manana sipa kely mbola 15 , na 16 ans ( efa be be nono ihany ny sipa na dia mbola hoe tsy ampy 18 ans aza ) fa mifankatia ry zareo ka miaraka soa amantsara tsy misy blem hoy maditra izay
Merci
8. corrads2000 ( 26/04/2005 11:51)
iartistika:

ko rehefa samy noana nga misy ankisava karatra zany!!

ka rehefa samy noana anie tsy karatra intsony no savaina fa zavatra hafa miintsy e

9. maditra ( 26/04/2005 21:04)
Fa inona intsony ry corrads2000? :lol:
10. corrads2000 ( 27/04/2005 12:43)
zay azo savaina fa inona indray
11. fijo ( 14/06/2005 03:45)
amin'ny gasy ry maditra dia tsy 18 taoona ny atao hoe tonga taona(majeur) fa 21 taona.
raha ny fanambadiana indray dia manomboka mahazo manambady ny sipa rehefa ampy 16 taona ka mahazo alalana avy amin'ny RaR.misy 14 taona nefa nekena koa.tsy matetika io,fa cas somary nisy teritery satria bkina rasipa.
noho izany dia,sarotra io araka ny lalana saingy tsy mifanaraka eto ny lalana sy ny fiainana andavanandro.
koa dia aza voany hoy mopera
12. yonikafopl ( 06/07/2005 23:21)
Mpandefa : corrads2000 [ Valio ] 25-04-2005 13:22:18
Lohateny : Re : detournement de mineur!
ka ny tsara anie izany alohan'ny hampiarahana raha ny eritreritro dia raikitra aloha ny ankisava karampanondro e @ izay samy tsy misy blem


:-w:-w:-w
13. sheran555 ( 18/07/2005 13:36)
Raha miseho io fanolalanana io, izany hoe, tsy ampy plus de 18 ans ilay vehivavy. Dia azo enjehina amin'ny fanolalanana, na dia tsy nahafantatra aza ilay lehilahy. Ary tandremo, fa tsy mampiakatra an'ilay voaolana ilay bandy, dia tena matetika migadra, tsy mandefitra mihitsy ny fitsarana amin'io, fa tandremo e!
Sheran555
14. fijo ( 19/07/2005 21:42)
ny fanafodiny dia ny mamatotra an'i balita ihany
15. notron ( 20/07/2005 07:55)
[center]Tandremo[/center] fa tsy 21ans ny majorité pénal an!
Ary na lahy na vavy no latsak'io dia mampigadra daholo. Raha toa ka samy mineur izy roa dia ny ray aman-dreniny no mihinana
18ans majorité civil
16. fijo ( 20/07/2005 22:19)
notron an 18 ans izany majorité aty europa fa tsy any mada.aza hadino fa ny droit civil miasa any dia mbola ny droit tamin'ny 1960.
ny majorité penal kosa dia io 18 ans io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1035