Mariazy virtoaly

1. sonwin ( 22/04/2005 14:01)
Amin'ny maha-Pape virtoaly ahy dia manambara etoana fa manomboka anio dia mpivady virtoaly i MIFENTY sy MISHOU.
Hamasiniko ianareo roa ho mpivady ara-biritoaly, miteraha virtoaly maro, mamenoa ny tany virtoaly.Mahareta hatramin'ny farany virtoaly
Natao anio 22.04.05

Manao sonia
Papa virtoaly sonwin I
Ny vavolombelona virtoaly roa
dadabe, iartistika

Aoka ny namana rehetra izay nahita izao fanamasinana virtoaly izao hanome tso-drano virtoaly, sy fiarahabana virtoaly
novalian'i sasa ny 31/05/2005 13:28
2. sechat ( 22/04/2005 15:45)
Mba efa mahalala an'izany ve aloha ry zareo? =)) =)) Dia mahareta hatramin'ny farany e! :*
3. iartistika ( 22/04/2005 16:13)
revy be rasoara f'nareo nga tsy handeha hi bal lé??
4. dadabe ( 22/04/2005 16:14)
fa nahona no zah novavolombelona le?zah aza te ho

kandida knou :roll:

zah indray hanamasina ny mariazy virtoalin'i rolland(sonwin) sy Babata de.....yohizo zalah a =))
5. Mifenty ( 22/04/2005 16:22)


dia misaotra betsaka an'i Papa virtoaly sonwin sy ry vavolombelona virtoaly rehetra koa (dadabe sy iartistika)

Masaka le sary le ...jack kle. hihihi

de misaotra ny vahoaka virtoalin'Andriamanitra koa nanotrona sy nitso-drano virtoaly.


virtoaliman votre,

Mifenty sy Mishou,
6. iartistika ( 22/04/2005 16:25)
ary mbo nakaiza le vaivavy?
7. dadabe ( 22/04/2005 16:32)
lasa natsaka rano
8. iartistika ( 22/04/2005 16:50)
tonga de nampiriatn'lery zany ??, :-D
9. Mifenty ( 22/04/2005 16:58)



wajay le

fa mbola ao anatin'ny intimité virtoalinay lesy zay ah.

wajay le inn ar reto le.
10. mishou ( 22/04/2005 17:11)
mbola tsy tapa-tsinay ohatran'izany aho hatr@izay niainako angamba.

Aza omena tsiny raha ela vao namaly fa mbola nanafana fandriana virtoaly. Sady nareo mbola hitako hoe tsy mahatsapa izany hoe ho nofo iray virtoaly ihany izahay sy mifenty ka na tsy miteny aza za de efa mifenty daholo no tompon'ny teny fa izy no loham-pianakaviana.
Sady angah heverinareo fa mora foana izany manambady izany. :wink: :wink:

sonwin>tsy haiko intsony lesy ra Papa no hisaorana an'ialahy na de mangala-pihinana ihany aza elà fa tsy androany fotsiny aloha fa tena mbola nuit de noces virtoaly androany. Mbola hanao voyage de noces virtoaly koa moa izany zahay fa rehefa mivreina soa aman-tsara ho hita eo ny hanaovana an' là e, aza matahotra fa tsy hadinoko elà

Misaotra an'i artistika sy dadabe koa nanao vavolombelona fa valiana raha mahatsiarao daholo e
De misaotra an'ireo rehetra nanotrona, nampahery sy nakasitraka fa de miomana ary fa de hindraminay hitaiza zaa virtoaly nareo fa izahay handehandeha fa tanora an, sady mpivady vao.
=)) =)) =)) =)) =))

Mifenty, aza malaky miverina ato enao fa za ange saro-piaro be hoe sao de lasan'olona eo ny malalako virtoaly e =(( =(( =((
11. marimar ( 22/04/2005 21:01)
coucou çà va ,mazotoa ary Pape manào ny adidy masina dia tandremo hono mangala-pihinana hozy ilay namana etsy ambony fa mbola mamita ny nuits de noces ry zareo!!!
12. dadabe ( 23/04/2005 06:29)
=(( =((=(( mishou :( :cry: :cry: zah laozan'i mishou
de ahoan klou ny fanamboarana zaza virtoaly e :?: :roll: ?????????????????
13. Tenio ( 23/04/2005 09:15)
Amen, aiza zany ny gateau-nay klé?
zahay tsy manaiky arahana fety zany fahasasoavana be zany!!!!
14. dadabe ( 23/04/2005 16:08)
gatoo virtoaly lesy a
15. iartistika ( 24/04/2005 18:36)
konsômeo ny fanambadiana eh!!
16. yonikafopl ( 24/04/2005 22:22)
=)) de mahita lazaina nareo ka
17. dadabe ( 25/04/2005 07:21)
yonika>soa ihany njy fa tonga eto,ny antsika mariazy reel fa tsy virtoaly zany an,sady zah libre fa efa nilaozan'i mishou (l)
18. sonwin ( 25/04/2005 09:43)
ok leisy frera an! dia ho tody soa koa ny an lisany e!
Nanao ahona aza ilay nuits de noce virtoaly klé?
19. sonwin ( 25/04/2005 09:45)
ok leisy frera an! dia ho tody soa koa ny an lisany e!
Nanao ahona aza ilay nuits de noce virtoaly klé?
20. Mifenty ( 25/04/2005 09:52)


wajay radada a

ny virtoaly iany anie lesy no ho lasa realy eh.

wajay le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1288