valin'ny hafatra nalefa NANASY

1. gailo ( 21/04/2005 17:41)
Hoan'i NANASY
Mamangy amin'ny alalan'ny taratasy imailaka indray misaona amin'ny fandefasana hafatra fa tena tsisy tsiny ka . izaho koa tena te hifandray aminao ka mba ilazao misimisy koa ny momba anao aloha raha tsy mahadiso . faindreto misy kely azo ambara amin'ny NANASY . EFA miasa aho ary tena tototry ny asa ny fiainako raha ny tena marina. Sady manao Adminitration aho aty @ societé no manao ouvrage methalique atelier any atrano ary mbola manao riziérie any atanana ary dia tena feno ny fotoana fanarahamaso azy ireo . Asa na afaka hanapy inanasy na tsia fa tena sahirana be aho amin'ireo andraikitra ireo.Rahatsy mahadiso firy taona inanasy izao ary mbola mianatra vé , aiza miasa, ary aiza monina afaka mifaùmpiresaka ve , inona no mba tian'ny Nanasy eo @ fiainana sy mba faniriana mba valio azafady fa tena tsotra toy izany ny olona tiko ifandraisana ny namana . Izay indray anio fa mametraka ny mandrapanoratra indray en mino aho fa handray valiny mahafinaritra sy tsara avy aty aminao hoy ity olona te hifandray be aminao...
novalian'i majakely ny 21/04/2005 18:53
2. iartistika ( 21/04/2005 17:57)
salama tsara zà ka!hafaka manampy anao tsara mihitsy aho,de rahoviana zà no tonga any?? :roll:
3. gasmlay ( 21/04/2005 18:08)
:-D
4. kally ( 21/04/2005 18:19)
Oay izany valin-kafatra hitan'ny be sy ny maro e!
Dia asehonareo hatramin'ny farany ve izao ny fandehan'ny tantara? :wink:
5. majakely ( 21/04/2005 18:53)
kally ah ! io ilay ' tantara mitohy ;;;nosoratan'i Gailo ....mpandrindra /....;? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.547