Antsantononkalo ataon'ny Havatsa

1. hery ( 20/04/2005 08:49)
ANTSAN-TONONKALO

Eo ambany fiahian'ny Masoivohon'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO,
S.E. Mme RABETAFIKA-RANJEVA Yvette,
sy ny fanotronan'ny Filohan'ny HAVATSA Foibe avy any Madagasikara,
ny fikambanan'ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy
(Union des Poètes et Ecrivains Malgaches)
UPEM-HAVATSA Sampana Frantsa,
dia faly manasa anao
hanatrika ny ANTSAN-TONONKALO
ravahan'ny hiran'ny tarika SORAJAVONA,
izay hataony ny asabotsy 30 Aprily 2005
amin'ny 8 ora alina
ao amin'ny FIAP Jean Monnet,
30 rue Cabanis 75014 PARIS. M°Glacière.
Tsy misy vidim-pidirana.
Hisy boky malagasy maro avy any Madagasikarahamidy.
TONGAVA MARO!

http://serasera.org/namana/?rub=pub&src=antsantononkalo
novalian'i bichette ny 24/05/2005 15:06
2. Oully ( 01/05/2005 11:09)
Nahafinaritra io fihaonana io fa dia mankasitraka izay rehetra tonga: indrindra izy efa-mianandahy namanay nanohana anay manokana.
Misaotra ihany koa ireo nikarakara nahafatra-po. Dia misaotra ihany koa an'i Hery.
Andamioly (l)
3. sipagasy ( 01/05/2005 14:14)
mba tanisao kosa izay 4 mianadahy izany e!!!!!! omena loka hihhi, be resaka aho annn hihihi :lol:
4. bichette ( 02/05/2005 08:38)
sipagasy :-o
misaotra ny tsirairay ary misaotra an'i Hery ny amin'ny rehetra :-*
5. DadaRabe ( 02/05/2005 14:46)
Dia misaotra ny rehetra tonga tao amin'ny FIAP. Nahafinaritra tokoa ny takariva.
DadaRabe
6. chipie1 ( 19/05/2005 18:00)
fa iza avy no tany nareo reo e? zay kou nge tany e! fa mahafinaritra koussa le mitafy lamba e !
7. bichette ( 24/05/2005 15:06)
maro be ny tany ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.094