fihaonana gasy suiisse

1. majakely ( 18/04/2005 09:11)
Ho an'izay te ho tonga, dia ny voalohan'ny volana May ,,,mi-organiser picnic gasy aho , ka izay ho avy dia ao Hauterive(Neuchâtel) eo akaikin'ny latenium no hanaovana azy ,amin'ny 12 ora atoandro io ..;Dia tongava maro an!! :miam: :miam:sy :lol:no ho hatao ao e!!Samia mitondra sakafo dia samy mifampizara rehefa tonga any !!!
novalian'i sonwin ny 18/04/2005 17:04
2. majakely ( 18/04/2005 10:31)
Ary aza hadino ny gitara izay manana fa hihira isika an! :D
3. majakely ( 18/04/2005 14:00)
azo hatao koa ny manoratra avy hatrany amiko raha mila fanazavana fanampiny !
4. sonwin ( 18/04/2005 17:04)
Alahady io? mmhh mikandra alatsinainy nefa avy eo,,sao reraka klé! ho any ve isika frera a? aiza ela amizao e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1456