mitady olona avy any Antsohihy

461. cutie ( 03/10/2005 18:42)
nga atao bdb e lol
462. iartistika ( 04/10/2005 18:25)
efa mahay anazy mitsy elà zany an! ary ianao mitsy zany le hitako namely finesy miaraka am tary vitsivitsy teo ambodimanga teo! tao ambalakida io!:-D
463. cutie ( 04/10/2005 18:31)
tena lainga be zany e :-D
Tany Mananjary no nahaizako an';io finesy io :-D
464. iartistika ( 04/10/2005 18:48)
tena mitovy aminao zany le sipa iny!:-D
465. cutie ( 04/10/2005 18:50)
sipa tany ambalakida ve :-D
466. iartistika ( 04/10/2005 19:01)
ié! ozy zà hoa tena i cutie ry mambosika finesy ry mbô san eh!:-D
467. cutie ( 05/10/2005 02:46)
tsy nime njay za raha tsy t@ iny e :-D:-D:-D:-D
468. iartistika ( 06/10/2005 16:31)
mampné vé?:-D
469. cutie ( 06/10/2005 18:10)
nibosika finesy zany ve tsy mampime e , tsy mba nanasa an'i toi akory :-D
470. iartistika ( 06/10/2005 19:52)
ié! za tam zay taola-manga kely ankiray no mba nokikisako!:roll:
471. cutie ( 07/10/2005 03:46)
ntsoooooooooooooooo , mampa a :-D
472. iartistika ( 08/10/2005 07:30)
tena mampa! ary fantar'i cutie ve le mpanao volo nipetraka tany am simpa reny!?
473. cutie ( 08/10/2005 18:57)
ie haiko daholo ry zareo ka. le directeur tao @ simpa ve??
Fa ahona??
Toa efa nifindra any majunga ry zareo zay
474. iartistika ( 10/10/2005 17:03)
ry zareo nanao bar tany bealanana tany! pigeons vert ny anarany!
475. cutie ( 11/10/2005 02:18)
hay tsy haiko zany .
Tsy mahalala bar any Bealanana za.
476. iartistika ( 27/10/2005 17:55)
fa bar ao antsohihy ihany ve?? Biena 2 ??? hihihi, sa monaco??
477. miarina ( 08/03/2017 14:28)
Mahalala an'i Sonia, Isabelle, Tatasy (iza moa ilay lahimatoa) ... Sonia lasa any Yemen koa izany ianareo.
Nipetraka teo ampitany i Liva sy i Joel sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7833