http://www.madagascar-themovie.com

1. DotMG ( 06/04/2005 05:11)
It must be the first (and I hope the unique) time I post a message whose content is not in malagasy.
Miala tsiny amin' ireo tsy mahavoa teny anglisy e!

DreamWorks Animations present :

Ben Stiller,
Chris Rock,
David Schwimmer,
Jada Pinkett Smith

in

Madagascar

http://www.madagascar-themovie.com
novalian'i DotMG ny 28/06/2005 08:33
2. sechat ( 06/04/2005 09:58)
ndrô... fa nanino? :roll:
3. kitjo ( 02/05/2005 15:23)
Tsy haiko any amin' izay misy anareo fa raha aty SIngapore dia tena bdb mihitsy ny promotion'ilay movie io.
ARy ny consulat mihitsy no tena miandraikitra azy.

Ny NESTLE no sponsor voalohany aty ary ny produits NESTLE rht aty dia misy publiciten' io movie io dol.
Ronono mandry, cornflakes, ....
Feno poster dol ny mpivarotra lehibe ary miravaka poster ny tanana.
Misy tombola ahazoana billet mankany Dago rehefa mividy ticket...

ARy mba oviana no mivoaka any Dago io?

Manakory ny any aminareo?
4. ndrinna ( 03/05/2005 14:09)
Raha aty Gasikara aloha tsy maintsy miaraka @sorti France any ho any izy io. Sady mbola vitsy pahafantatra. Ny olana koa toa film d'animation ilay izy ka mety tsy dia manavanana ny olona loatra. Mila tena cinéphile vao tena mety amin'io. fa tsara ve anefa izy io? Dreamwork manko tsy voatery an.
5. kitjo ( 04/05/2005 06:48)
Aleo aloha ho hita e. zay vao afaka milaza hoe tsara na ratsy
Fa ny anah aloha na izy fts mba hoe Madagascar aza dia tiako e.
@25mai le izy no mivoaka manko

Kanefa amik le izy animation mitsy no tena tsara fa sary d ampy...ihiihih
Mora azo ilay tantara sady inddra natao hampiomehy.
6. saotra ( 04/05/2005 21:55)
refa avy mijery anile izy za de miverin eto maneho ny evitro
7. vegas ( 26/05/2005 20:17)
tô titre fotsiny no madagascar fa tsisy resaka analakely sy sarety sy ravalomanana sy fahantrana sy ramanonaka lé izy ko. Ho itatsika eo iany e.
8. Vanilla ( 29/05/2005 05:29)
EXTREMELY FUNNY (the movie)! Tena tsara ho an'i famille :)
My fav part: I like to move it move it hahahaha
9. xxx ( 22/06/2005 13:45)
Tsara be ilay izy e

Zany hoe ilay tantara aloha tsy tadidiko marina hoe resaka inona satria variana miomehy na dia imbetsaka niverina nijery miaraka @ namana aza

Na dia izy hoe Madagascar fts aza e tsy mba manitikitika anareo ny hijery e.

Ny vahiny aza mifandrombaka fa aza atao valalan' alika

kitjo
10. maditra ( 22/06/2005 15:21)
Tssssss, komika fotsiny ilay izy dia io hira I like to move kely io no tena nahavariana amin'zay. Dia ny sary koa tsara be mihitsy, fa saingy natao ho an'ny ankizy kely ilay izy, sy andaniana andro fotsiny. Betsaka koa aloha ny somary decus kely satria nanantena zavatra mba misy vaingany kely avy nijery ilay film.
11. cutie ( 26/06/2005 21:11)
tssssssss mbola tsy tafajery fona za htramizao . :oops::oops::oops:
12. hery ( 27/06/2005 06:34)
Ny eto Italia hono amin'ny 2 septambra vao ho tonga... ny version traduite.

malagasy.it
13. Papoose ( 28/06/2005 01:04)
vegas:

tô titre fotsiny no madagascar fa tsisy resaka analakely sy sarety sy ravalomanana sy fahantrana sy ramanonaka lé izy ko. Ho itatsika eo iany e.



avy raha ho aty amiko ry vegas fa zah zao tena aty analakely mintsy aa, dia zah koa mahantra kely avia nge enao aty e!!!!:-P
14. DotMG ( 28/06/2005 08:33)
Mahafinaritra ity resaka ity fa in-telo nahazo tari-kevitra. Jereo indray ilay lohateny hoe MADAGASCAR amin' ity sokajy Sarimihetsika ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4481