Tana in love sans Tovo J'hay???

1. welie ( 30/03/2005 13:59)
Asa hoe iza no mety ahafantatra sy ho sûr hoe hisy Tovo J'hay ve @ ilay Tana in Love any Paris sa tsia? Manontany manko aho satria ny concert izay saika natao @ 2avril izao (miaraka @ Tovo, Bodo, Nanie, Johary) dia annulé satria Tsy nahazo visa i Tovo J'Hay!!! Ka dia asa zany fa diso fanantenana aho raha toa ka tsy hisy nefa andeha firy kilometatra ho any hamonjy an'io fotsiny... :oops:
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 16:17
2. welie ( 30/03/2005 14:01)
Au fait, ilay concert zay naika atao aty Allemagne io resahiko io an!
3. Veloo ( 30/03/2005 16:56)
Fa ahona ko ary no tsy nomen-jy zareo visa i Tovo kle? fa iza no tsy nanome ny frantsay ve? andao hi-manif ry reto a :lol: :lol: :lol:
4. welie ( 30/03/2005 18:50)
Ka tsy azoko koa anie le hoe maninona no efa natao pub be efa ela hoe ho avy izy nefa kay tsy sûr akory? Mandiso fanantenana be fotsiny ...tssss....
5. sonwin ( 30/03/2005 20:18)
Za nge welie efa ela no niteny tminao fa tsy mahazo visa izany tovo jhay e, tana in lovena misy na tsy misy tovo jhay masaka foana fa ilay any Allemagne no annulé izany. Sady manararotra manoratra eto za fa zao, ts azoko hoe ahona fa ny page namana eto an, sady ts misy resaka mivantana no ts misy forum; de ahona no hidirako ao? welie o tongava aty Paris fa aty milay be an. küss
6. fijo ( 30/03/2005 22:01)
tsy vao izao ny frantsay no nisaka artista toa io,asa izay mba tena kasainy fa mila mihetsika ny gasy momba izany
7. chou ( 31/03/2005 07:45)
welie efa sur fa ao i tovo j'hay ka.
8. chipie1 ( 31/03/2005 10:41)
9. welie ( 31/03/2005 12:09)
sonwin> Siiiiiiiiii, zà mila Tovo J\'Hay mihitsy ka!

chipie> Sûre zato isan-jato ve? Lagy be manko zà raha hoe ho tonga any nefa tsy hisy Tovo akory... nefa an... hummm... aleo aloha hieritreritra tsara ihany fa mety milay ihany ny ambiance any na dia tsy ho avy aza izy...
Nefa mba zay vao hoe hijery Tovo anie zà e! Snifffff!!!
10. fijo ( 01/04/2005 21:48)
welie za hoany na tsy ao aza lery e
11. welie ( 04/04/2005 09:48)
fijo> Ka zà kou efa vita ny pro dia ho any ihany na tsy ao aza izy kou! nefa efa hoe ao indray hono ka! hihi.... any mifanena dia tandremo mitsoka eo là an! :-p
12. fijo ( 05/04/2005 21:40)
tsy lasa any aho aky an.lavitra loatra e
13. mihanta ( 07/04/2005 08:40)
za njay nefa naheno fa oe tovo j'hay tsy au courant anzany allemagne zany akory.
welie d ianjy anjy any am tana in love zany.
14. fijo ( 07/04/2005 21:40)
rehefa ao nareo dia ao aho e,
"raha misy roa aminareo mihaona dia tsarovy fa eo ampovoanareo aho"nindramiko io teny io an
15. Nananie ( 08/04/2005 15:19)
hihihi! 'ty fijo 'ty...
16. sonwin ( 08/04/2005 16:17)
Fanitsiana kely: Paris in love izay ity fa tsy Tana in love
Nananie>K'in malaza e? ela izany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9396