Fihaonam-be faharoa 'ny Tily sy Mpanazava France

1. booboo ( 25/03/2005 15:36)
Ho an'izay tranainy na mbola ao anatiny na te hanatrika fotsiny, dia hisy indray ny fihaonam-be faharoa hatao. Toy izao ny andinindininy :

Toerana : Village des vacances, Saint-Martin-en-Haut, Lyon. .

Daty : 23 sy 34 aprily 2005

Saran-dasy : -olon-dehibe : 30 euros
-6ans à 15 ans : 20 euros


Zavatra atao : - fanentanana skoto sahaza ny rehetra, lalao skoto, afon-dasy...

Fandraisana ny mpilasy : 23 aprily @ 8h

Famaranana : 24 aprily @ 16h

Fisoratana anarana : antsoy ny 06.23.17.43.24

Fara-fisoratana anarana : 10 aprily 2005.

Làlana :

-En train :-Lyon : gare de Perrache ou Part-Dieu

-Saint Etienne : gare de Chateaucreux

-En bus : -Lyon : Gare de Gorge de Loup ligne 189, descendre à Saint Martin-en-Haut jeangouttière (rens. 04.72.61.72.61 )

-Saint Etienne : Gare de Chavanelle ligne 103. Changement à Chazelles-sur-Lyon. Prendre la ligne 189 Saint-Martin-en-Haut Jeangouttière (rens. 04.77.49.66.41)

-En voiture: - A partir de Saint-martin-en-Haut, suivre D11 direction Saint-Symphorien-sur-Coise sur 4 km et tourner à gauche.

- A partir de Saint-Symphorien, suivre D11 direction Saint-Martin-en haut sur 7 kms et prendre la 2ème route à droite après "La Chèvre".

Samia mifampilaza ary tongava aby izay afaka :wink:
novalian'i booboo ny 21/09/2005 11:12
2. ajojo ( 29/03/2005 11:35)
tanana havia e
tsarakosa ny hetsika toy izany ry se a
tily androany tily mandrakizay an
hita eo raha afaka de mande e
3. urel ( 11/04/2005 20:38)
fanitsiana fotsiny ihany,
Ny numerao antsoina dia ny
06 23 17 43 29 na ny mailaka
tilysympana@voila.fr

Iza no ho namanay (2)
hamakivaky irony ala
irony ala feno jala
jala feno tranokala
nefa ny andro mamanala
iza no ho namanay

Ka dia any izany mihaona e
tanana havia !
4. perla ( 06/07/2005 10:25)
Mahafaly rsé izany famelomana fiarahana any ivelany zany.
Ka nanao ahoana izany ny st georges , mbô lazao vaovao alefanay amin'ny Radio fhzv. Fandaharana efa fantatrareo mpandeha eto Dago isaky ny samedi 8h30.

Sôtsa bdb
5. xxx ( 17/07/2005 16:28)


efa maty r'se i ra Zôrza de tsisy miraharaha anzé maty any tsony ny aty ah. Afa ny tany Dago hoe mbola manao tenue isaky ny sabotsy sy lahady foana. Ny aty ny fihaonana dia natao hitadiavana izay mba ho ravaky ny tokantrano eh.
6. rail ( 21/09/2005 09:25)
ianareo ve mba misy mahita site misy tonon-kira skoto na cahier de chant taloha fa izao vao tena hanenenana ny tsy nitahirizana ny cahier e !!!
7. booboo ( 21/09/2005 11:12)
lé boky Railovy iny tsy haiko raha mbola mivarotra ny librairie Antso any Dago dé hafarana.

Misy cd vao nivoaka koa t@ herintaona angamba fa tsy haiko raha mbola mivarotra ny any @ foibe any Antsahamanitra (dé re-hafarana)

Ny sites nitady koa zà fa tsy nahita (ankoatra ny hira scout teny frantsay)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837