Virus mitondra objet amin'ny teny gasy! Avy amin'ny namana??

1. methode ( 18/03/2005 23:37)
Gaga aho ry zareo nandray message amin'ny teny gasy ny objet!! Vao natao vérification dia tonga dia nilaza ny ordi fa virus tsy voafafan'ny ordi ny ao ka tsy azo atao téléchargment!!! Efa niverimberina matetika izy io fa efa mahazatra ahy ny mamafa avy hatrany ny message raha vao tsy fantapatatra ny extension ny fichier pièce jointe!!! Dia ho sananatria ve namana ato no mahavanondoza hanao an'izany??? Ho fantatra eo ihany ny marina!!! Aoka ho mailo fotsiny ny namana rehetra!!!
novalian'i dadabe ny 21/05/2005 04:45
2. Fanja1 ( 19/03/2005 06:52)
Misaotra methode @ info! :-*
3. rmbary ( 20/03/2005 08:39)
mampalaelo mitsy ny toe-tsain'ireny olona tsy mievitra afa-tsy ny hanimba zavatr'olona ireny e.
4. rmbary ( 20/03/2005 08:47)
mampalaelo mitsy ny toe-tsain'ireny olona tsy mievitra afa-tsy ny hanimba zavatr'olona ireny e.
5. iartistika ( 20/03/2005 12:07)
mandreraka mahintsiny,in telo koa ny ahy :x
6. xxx ( 20/03/2005 14:52)
fa iza loatra ary io mitetika hanimba zavatr'olona io :evil:
7. dadabe ( 21/03/2005 14:06)
ary ataoko fa ny ahy irery ,fa nareo koa efa tratra kle ?hhhmmmm ary mba misehoa mou r'ise fa aza miafina ao ambadiky ny xxx foana a
8. maditra ( 21/03/2005 22:39)
Fa virus ahoana kle? amin'ny adiresy serasera ve ilay izy sa amin' yahoo sa amin'ny hotmail sa amin' inona? zah manko mbola tsy voany fa mba mailo ihany e!
9. methode ( 21/03/2005 23:49)
maditra> Amin'ny adiresy yahoo ny ahy aloha e!!! Ary rehefa mandinika za dia misy ifandraisany amin'ny resaka ato ilay izy!! Mety ho fantatra ihany ilay izy any aoriana any ngamba!!! Arakaraka ny mampafana ny adihevitra ato no mahatonga an'ilay izy!!!
Fa raha fantatra aloha ilay olona dia inona no tokony hatao?
10. dadabe ( 23/03/2005 17:03)
zah aloha de hijoro vavolombelona fa zah voa ,isaky ny manokatra www.serasera .org aho de maty avy hatrany ny matos ko ,de esorina le virus"PE.VIVALDO.08"de isaky ny manokatra aho de tahaka izany hatrany ,ny niafarany de ny system d'exploitation mihitsy no novana ary nasiana antivirus vao2,ary zah mino fa mety misy milalao an'io ny mpikambana ato @serasera ato??????????????

:roll:
11. iartistika ( 23/03/2005 17:33)
:-w :-w :-w antsoy mitsy ny voirie fa tsy las zany!
12. maditra ( 28/03/2005 04:31)
Tsy dia haiko loatra aloha ny zavatra azo atao fa rehefa tena gravy izy dia azo iantsoina tompon'andraikitra ohatrin'ny voirie na hafa. Tsy haiko aloha e! Soa ihany fa misy an'ilay anti-spam sy virus iny ny yahoo.
13. dadabe ( 28/03/2005 16:53)
fa angah tsy anti-sipa le?
14. annie ( 19/05/2005 07:37)
io xxx io mihintsy angamba no manaparitaka azy matoa tsy sahy miseho hoe iza izy
15. dadabe ( 21/05/2005 04:45)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1597