nandratra olona ny chaffeurn'ity 205 N (xxx)

1. xxx ( 18/03/2005 11:00)
nisy 205 maitso mitondra ny laharana (xxx) no dépassé-nay teo ampahibe omaly 17mars teo anelanelan'ny t@ 5-6 ora hariva, kanjo noho ny voa dépassé-nay izy dia nanompa t@ klaxon, dia nanenjika anay avy ato aoriana, dia avy eo ry zareo dia nifandahatra t@nay, nohon'ny tonga teo @ pavé izahay dia nisy embouteillage teo, avy dia nivoaka ny chaffeur sy ilay iray teo anilany tonga dia nikasi-tànana ka nandratra olona 2, noho izany dia karohinay fatratra io automobile io, naratra mafy aho noho ny avy eo , saika potsitra ny masoko, novakivakian-dry zareo ny logiciel originale 2( robobat, architecture )izay tena sarobidy ka noho izany dia karohina io automobile io
n (xxx),...efa mikarakara plainte izahay @ izao sy plainte de resèrve koa iangavinay izay mahita an'io auto io mba ho mailo satria tsy ampoizina mihitsy! toy izao ny endrikendrik'ilay chauffeur sy ilay namany :
manao tenue correct, ny ilay lava 1.73m any ho any, eo eo @ 35 ans eo, somary vaventy!, ny iray mahiahia sady fohy 1.65 any ho any, tsy maintsy lazaina eto izany sao misy olona mi dépasse an'io fiara io ka sendran'ny nahazo anay! marihiko fa efa mikarakara taratasy izahay @ izao fotoana izao satria isika dia tany misy fanjakàna

---------
Fanitsiana : Fantatrareo ny Numero n'ny tomobilina. Azo atao tsara ny manatona ny polisy.
Raha fitenenana tsisy sonia toa izao dia tsy fantatra hoe nisy inona marina.

Nahitsin'i hery
novalian'i sheran555 ny 18/07/2005 14:51
2. sonwin ( 18/03/2005 14:27)
205 laharana xxx :?: honohono sa tena nisy?
3. hery ( 18/03/2005 15:06)
sonwin> nipetraka teo ny laharana fa nesoriko araka ny voalaza hoe azo toriana raha fantatra.
4. sonwin ( 18/03/2005 15:13)
ok zay vao azoko tsara
5. fijo ( 14/06/2005 03:59)
manaova fitarainana any amin'ny polisy fa io numerao io dia ahafahan'ny polisy mahafantatra ny tompony.

marina ny an'i hery.tsy famoaka eto ny laharana fiara satria tsy nisy nahita izay tany ka mety ahitana raharaha.
tsy hoe tsy mahatoky ny namana aho fa izay no fandehany
6. sheran555 ( 18/07/2005 14:15)
Ny mety angaha dia ny manadihady ireo olona nanodidina, mety misy gardien eo, mety misy mpiambina fiary,... Dia mahaiza manadihady, hampiteny ny olona na dia somary tambazana zavatra aza.
Sheran555
7. sheran555 ( 18/07/2005 14:26)
Ny mety angaha dia ny manadihady ireo olona nanodidina, mety misy gardien eo, mety misy mpiambina fiary,... Dia mahaiza manadihady, hampiteny ny olona na dia somary tambazana zavatra aza.
Sheran555
8. sheran555 ( 18/07/2005 14:33)
Ny mety angaha dia ny manadihady ireo olona nanodidina, mety misy gardien eo, mety misy mpiambina fiary,... Dia mahaiza manadihady, hampiteny ny olona na dia somary tambazana zavatra aza.
Sheran555
9. sheran555 ( 18/07/2005 14:51)
Ny mety angaha dia ny manadihady ireo olona nanodidina, mety misy gardien eo, mety misy mpiambina fiary,... Dia mahaiza manadihady, hampiteny ny olona na dia somary tambazana zavatra aza.
Sheran555
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5792