karazan'olona ...

1. bichette ( 15/03/2005 15:23)
Mahagaga mihitsy ato fa misy karazana andian’olona maromaro. Ao ny mpampiditra lohahevitra, ao ny mpamaly sy maneho hevitra na inona na inona ny lohahevitra , ary dia mamaly foana foana mihitsy ; ao indray ireo andian’olona tsy manao afatsy ny mi contrer ny hevitr ny hafa ary mahita hevitra tena “hors du commun” mihitsy aza ny sasany ary manainga discussion be foana. Ao indray ireo olona manantalenta mamadika hevitra ho vetaveta, ao ireo olona ohatran’ny virus be mihitsy mampatezitra, mandratra, manafitohina lalandava hi hi hi !
Andian’olona maro dia maro. Ao ny mahafinaritra tokoa ary mahasoa hatany ny lazainy, ao ny faly mihomehy fotsiny tsy maneho hevitra loatra, ao ny malalantsaina ao ny tery saina. Ao ny serieux ao ny tsia. Misy mikotikoty fotsiny no alehany ato sy mampiresaka, ao anefa ny tena mitady namana marina…
Aiza ho aiza ianao ?
novalian'i vegas ny 08/04/2005 19:07
2. booboo ( 15/03/2005 15:30)
zà lé ao @ antonontony sy zay moramora ihany @ ireo rehetra ireo hihihihihihi
3. chipie1 ( 15/03/2005 18:16)
ary i bichette klou mba aiza ho aiza ? :lol:
4. iartistika ( 15/03/2005 18:21)
:-D :-D ,mba aiza tokotrany....
5. pitchou ( 15/03/2005 20:26)
bichette> ao ireo tsy hita mihitsy hoe ahoana....
6. yonikafopl ( 15/03/2005 21:14)
za tsy haiko we aiza no tokony hisy ahy hihihihihih
le ki meme kalou de izy za eee
7. methode ( 15/03/2005 22:17)
Hors catégorie daholo izany reto!!! Hihi
8. majakely ( 16/03/2005 08:21)
zah aloh mitady namana marina no mba tena handehanako ato e nefa toa ....sarotra ihany !!!!
9. routa ( 16/03/2005 12:35)
bichette a!
zaho aloha nareo no aoka hiteny olona manao ahoana kay aho eeeee!aleoko tonga de tsorina rangahy a!
nareo rehetra zany mba teneno hoe zaho ?
10. moi ( 16/03/2005 13:05)
normal zany ka !
- Karazany roa klou : lahy sy vavy
- dia avy eo kely sy lehibe
- dia manambady sy tsy manambady
- dia eto an-toerana (Dago) sy ny any am-pita
- dia mbola zarazarain'ny tonon'androny koa : 12 ny signes astro fantatro
- dia raha ferana ho an'ny signe iray fotsiny aza ny serasera, dia mbola zarazarain'ny décan koa, (1er, 2eme, 3eme)
- dia samy hafa koa na teraka kambana aza
... tsy lany hoa ny lisitra !

Fa nahagaga raha dia tena nitovy isika an !
11. iartistika ( 16/03/2005 17:47)
mba hafa kely le fanamarihana :roll: :roll:
12. maditra ( 16/03/2005 19:24)
Zah angamba tsy te hi-contre betement olona, fa mi-contre zah rehefa tsy ekeko ilay hevitra. Ataoko fa lalanan'ny fifanakalozan-kevitra izany. Tsy mifidy olo hi-contre-na na iombonan-kevitra zah fa arakaraka hevitra io. Tsss, aleo ajanona sao lasa midera tena indray zah!
bichette> tsy maintsy izay anie no maha ady hevitra ny ady hevitra e! Izay mivaona trop ihany no mampiomehy!
13. bichette ( 17/03/2005 14:38)
za ve ? dia tena tsy haiko mihintsy ry reto a ! ianareo izao no mahalala kokoa noho za knoh !
14. methode ( 17/03/2005 16:50)
Za aloha eto de tsy miteny mihitsiny raha ato amin'ny forum na ao amin'ny chat e!!! Manoratra fotsiny za :lol:
15. bichette ( 18/03/2005 07:14)
ie, samy manoratra izao ao ampony, izany angamba no fiandohan'ireny mpanoratra ireny , manoratra ohatrantsika ny ao ampo dia mihalava ilay lahatsoratra dia lasa boky dia asiana rima dia lasa tononkalo :/ 8-) :/ :miam:
16. dadabe ( 18/03/2005 17:27)
de zah aiza kle ? :D
17. booboo ( 18/03/2005 17:52)
dadabe>ise any @ fetsepr (teny gaëlique ka ny epr déclinaison fotsiny =)) =)) =)) =)) ). :-P
18. iartistika ( 18/03/2005 18:16)
=)) =))
19. juluka ( 21/03/2005 11:13)
Za ndray ato amin'ny namana.serasera.org ary manoratra ato amin'ny cyber. Zay
20. methode ( 21/03/2005 23:52)
juluka> Ok! De ho an'iza le soratana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2461